Page RJL
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
Chaîne podcast pour la page facebook RJL - diffusion et archivage des vidéos au format audio.[CA] = Catéchisme d'adulte[HP] = Hono ho'aho pasteur
Where to listen?
Podcasts in the app Replaio Radio Coming soonPodcasts are coming to the app soon. Install now and be the first to see a whole new take on podcasts
Episodes
[HP] LES LARMES DU PEUPLE MALAGASY À ANOSY 02.02.2024 1:42:03
TRIBUNAL MALAGASY = SAHAN-DRANOMASO LAPAN'NY FITSARANA HOE ? TENA LAPA TOKOA, MILA MIANKOHOKA SY MANDOHALIKA VAO MAHAZO IZAY ILAINA RAHA HAHAZO AZA ... Voa miteny hoe : tribonaly Malagasy dia mihivingivina ny ankamaron'ny olona manana raharaha eny amin'ny fitsarana indrindra ireo vahoaka madinika tsy mandady harona . VERY NA TAKOMANA NY MARINA
[CA] NY BAIBOLY VE TENIN'ANDRIAMANITRA ? 28.01.2024 2:12:48
Après ny resaka nifanaovanay sy Koto Lilahimahitsoambo dia MAROBE NY OLONA TAFITOHANA rehefa niteny Aho fa ny BAIBOLY DIA TSY TENIN'ANDRIAMANITRA. Tery ny fotoana moa ka NORMAL raha misy ny tafitohana saingy ho an'ireo mpanaraka ny page sy ireo TENA MIHAINO TSARA dia mahazo tsara ny Zavatra nolazaina. Efa nanaovako débat tamina mpanompon 'Andriamanitra 2 teto izy ity saingy averiko ind...
[HP] TSY MILA ANAO HO AVOCAT-NY (MPISOLO VAVANY) ANDRIAMANITRA 21.01.2024 1:26:43
Mafampana ny ady hevitra aram-pinoana tato ho ato teto amin ' ny facebook, ary mifanasa vangy mihitsy aza ka samy miezaka mafy handesohana ny finoan'ny hafa, satria izay no heveriny andresena lahatra ny olona hanaraka an'Andriamanitra araka ny fiheverany sy ny famaritany. MANANA DROIT TSY HINO AN' ANDRIAMANITRA NY OLONA.
[HP] BÉNÉDICTION MARITALE DES HOMOSEXUELS - part 2/2 20.12.2023 55:35
BÉNÉDICTION MARITALE DES HOMOSEXUELS hoe ? Inona no ao ambadik'izany ? (2ème partie)
[HP] BÉNÉDICTION MARITALE DES HOMOSEXUELS - part 1/2 20.12.2023 59:11
BÉNÉDICTION MARITALE DES HOMOSEXUELS hoe ? Inona no ao ambadik'izany ? (1ère partie)
[HP] ASSURANCE DE SALUT (FAHAZOANA ANTOKA HO AMIN'NY FAMONJENA) 15.12.2023 2:09:11
Rakoto dia olona efa ao amin' i Jesosy saingy indray andro izy tojo olana goavana tena tsy zakan'ny sainy ... et il a craqué.. nisotro toaka izy ... Niteny ratsy nirediredy ... Mamo tampona nefa mbola nitondra fiara koa .. Teny andalana izy nahita SIPA manjakely Dia nanaramaso Kanjo nisy fiara nifanena tampoka tsy tazany akory dia Nanao accident izy Ary Maty sur le coup . 👉 Ny fanontanian...
[HP] MADAGASCAR TSY MIPETRAKA AMIN'NY TOERANY INTSONY FA NATAO SESITANY (MADAGASCAR EN EXILE) 24.11.2023 1:21:43
Ny mahazatra antsika hatramin'izay dia exilé politique fa eto dia ny firenena mihitsy no lasa SESITANY. Mampahatsiaro ny toe-java-misy tao amin'ny Soratra Masina RAVA NY MANDA , POTIKA NY TEMPOLY , NATAO SESITANY IREO MANAMPAHAIZANA , NIHANAKA IZAY TSY IZY NY KOLIKOLY, TSY MIFANKAHAZO NY SAMY JIOSY (ny valahara mpiandry fasana sy ireo any ampielezana) , sns ... Mitady " LEADERS CHARIS...
[HP] BIENFAITEUR ou DISEUR DE BONAVANTURE 09.11.2023 50:21
Tsy hita intsony izay ilazana ny zava misy eto Madagascar. Tena on trouve plus les mots fa izay tsy hita eto no manenina. Tellement c'est plus énorme que ce qu'on peut tout imaginer ... Sady mahavariana, mampalahelo, mampite hitomany, mahatezitra sns ... Eo amin'ny fiaraha monina dia misy ny olona miseho manao soa, hay tena zava doza ny fikendreny. Amin'ny politika mody miseho anil...
[CA] DÉMONOLOGIE 16.08.2023 1:18:13
Tsy dia resahina loatra izy ity fa andao ho resahintsika anio ny mahakasika ny hoe : demoniaka, asan'ny maizina, fanahy ratsy, fitarihan'ny devoly ny olona sns ... Inona no atao manoloana izany rehetra izany ?
[HP] ENJEU ÉLECTORAL 2023, GUERRE DE COMMUNICATION NEFA KOA PIRATAGE INFORMATIQUE 11.08.2023 1:36:50
GUERRE DE COMMUNICATION : samy fanaon'ireo ankolafy samihafa ny manarama ekipa manokana hamafy marina na tsy marina amin'ny tambazotra. Manampy trotraka ny fitongilanan'ireo haino amanjery ofisialy ka dia izay hita ao amin'ny fesiboky no avy hatrany dia raisin'ny olona. PIRATAGE INFORMATIQUE : cinéma sa tsia ? Tsy any ny olana fa fomba fiady daholo izany Kanefa na izany na tsy...
[HP] FIFIDIANANA 2023 ??? TSIAAAAAAA. FANOVÀNA NY RAFITRA ALOHA ??? ENYYYYYY. 28.07.2023 1:06:07
MIOMBON-KEVITRA tanteraka amin'i Andriamatoa Laza RAZAFIARISON ny tenako RJL ny amin'ny Mila hanovàna ny Rafitra aloha Vao miroso amin'ny FIFIDIANANA satria raha terena ho atao io Dia toy ny takompery ihany ... Ny nana misy ny aretina mbola ao ihany fa ny ivelany no mody hoe sitrana SAINGY ny fanontaniana mipetraka dia Iza no hametraka izany fanovana Rafitra izany Ary amin'ny fomba...
[CA] NY HEVITRY NY FAHAGAGANA AO AMIN'NY SORATRA MASINA ? (LE SENS DES MIRACLES) 26.07.2023 1:20:46
Dradradradraina etsy sy eroa ny hoe aty aminay hisy fahagagana miezinezina, hisy fanaovana fahagagana 3 andro misesy fa tongava, hanao fahagagana ho anao ny Tompo fa vonjivonjeo sns ... Mahavariana sy mampalahelo ary mampatahotra ny mahita ireny etsy sy eroa. Ny olona rahateo sady sahirana no very hevitra manoloana ny fiainana sy ny zavatra atrehina ka mitady fahagagana sisa no azo atao.
[HP] NY FANABEAZANA NO TANIMBOANJON'NY MPANAO POLITIKA 21.07.2023 1:28:48
HAMPIANARINA HO LASA INONA NA ATAO INONA NY ZANAKA MALAGASY ? Rehefa mpanao politika dia samy midradradradra avokoa fa NY TANORA NO HO AVIN'NY FIRENENA. Kanefa Dia iaraha-mahita fa POTEHINA TSY HANANANA ANTRA ny zanaka Malagasy ary TOMPON'ANTOKA amin'izany ny mpanao politika REHETRA TSY ANKANAVAKA. Tandremo ry Ray amandreny sy vahoaka Malagasy fa ireny FIHETSEHAM-PONTSIKA omaly nanoloa...
[CA] FIAINAM-PANAHY MANDEHA TSY VOIZIN'NY TEOLOJIA NO LOHARANON'NY '' FANATISME '' (SPIRITUALITÉ ET THÉOLOGIE) 19.07.2023 1:32:42
Fahavoazan'ireo fiangonana lazaina fa mifoha ny tsy misy fototra ara-teolojia fa hafanam-po fotsiny ihany ka hatahorana hivaona. Etsy andaniny anefa, ireo fiangonana sarotiny amin'ny fampianarana madio tsy misy kilema izay tsy misy aim-panahy dia lasa tsy mahasarika ny olona hanaraka izany ka tsy mahagaga raha misafidy izay marevaka sy manaitaitra azy FOTSINY IHANY ny ankamaroan'ny olo...
[HP] HATRAIZA NY '' LIBERTÉ D'EXPRESSION '' AMIN'NY FAHITALAVITRA ? 14.07.2023 1:08:47
AIZA NA IZA NO TOKONY HANARA MASO IREO MISORATENA HO MPAMINANY IZAY MITERA-DOZA EO AMIN'NY FIARAHA-MONINA ?INONA NO ASA ARY ATAO INONA NY '' CYBERCRIMINALITÉ '' ?
[CA] LA SOBRIÉTÉ MAMPALAZA NY PROTESTANTS 12.07.2023 1:23:42
Afaka misitraka ny fiainana amin'ny lafiny rehetra ve ny kristianina (mikorana, mitady vola, mampiseho ny émotions, sns...) ? Nahoana no matahotra miaina (peur de vivre) ?
[HP] PARTI POLITIQUE SANS LIGNE POLITIQUE 30.06.2023 1:04:19
Ny eto @ tanàna dia izay malaza sy mahoraka no mamaritra ny tendance na ny rivotra mitsoka. Hijanona ho nofy mandrakariva ny faniriana mba hahita indray andro any hoe inona marina no LIGNE POLITIQUE pragmatique azo raisina? Fa ny antsika dia tsotra ny fond de commerce ho @ fifidianana dia na vola mazava ho azy na koa tsy fahombiazan'izay nitondra teo aloha. Hany ka ny ahiana dia ho lany PAR DE...
[CA] MPANARAKA AN'I KRISTY HOE ? 28.06.2023 1:22:35
MODELY VE IZANY IZY SA INONA ? TSIA : TSY MODELY VELIVELY KRISTY...
[CA] IREO PARADOXES AO AMIN'ANDRIAMANITRA 21.06.2023 1:35:07
- Jakoba tiako fa Esao halako hoy Izy .... Nefa lazaina fa Tia ny olona rehetra Izy - Tsy sitrany ny hahafatesan'ny ratsy fanahy nefa voalaza koa fa matahora izay manam-pahefana manary any amin'ny helo - Voasoratra ao amin'ny teny folo ( didy folo ) ny hoe : aza mamono olona nefa Izy nandringana an'i Sodoma sy Gomoro - sns ... 👉 Miangatra Ary ve zany Andriamanitra ? 👉 Ary tena fi...
[CA] AIZA HO AIZA NY FIPETRAKY NY MAHA OLONA (CÔTÉ HUMAIN FA TSY ARA-NOFO AKORY) ? 14.06.2023 1:18:54
Fiteny matetika ny hoe : TSY AZO ATAO na TSY MENDRIKA ny izao sy izao ... Atao sorona mihitsy na ny '' côté humain '' aza.
[HP] JUDO, KARATÉ, KUNG FU... VS INSÉCURITÉ, IMPUNITÉ : TSY AZOKO INTSONY... FA AHOANA ? 09.06.2023 46:39
Maromaro ny karazana Hay ady misy eto Madagascar Ary manana olobe mahay an'izany isika . Samy milaza azy ho dadany avokoa. Hatreto anefa Dia toa malaza tsy hihinanana ohatry ny vilian-tsahona izany fa arakaraky ny hananana izany no vao maika mampirongatra ny tsy fahandriam-pahalemana. Vono atsy, vono olona aroa. Voavely bois rond atsy , votsindrona antsy aroa , voadahalo atsy voaendaka aroa sn...
[CA] CONVERTI HOE E? 07.06.2023 1:16:43
Manana an'i Jesosy HONO ... Fandre matetika ny hoe '' manana an'i Jesosy aho '' , '' nandray an'i Jesosy aho '' sns ... CONSACRÉ sa CON - SACRÉ ? Ahoana no hevitr'izany ? Ny fanoloran-tena ve no fepetra maha OLOMBAOVAO sa ny maha OLOMBAOVAO no mitarika ho amin'ny fanoloran-tena ? Eto no misaraka ny lalantsika SAMY PROTESTANTA... ka aiza no misy a...
[CA] NY MAHAKASIKA NY FIJOROANA VAVOLOMBELONA 31.05.2023 1:06:43
Maro be ireo olona mijoro VAVOLOMBELONA ny amin'izay '' naseho '' na '' nataon' Andriamanitra '' azy ireny HONO... Samy milaza izay fisehony (nofy, Fahitana, fahatoranana, sns.), samy manana ny fomba fitantarany (nahita afobe, nahita anjely, nahita paradisa, nahita an'i Jesosy, sns.) Ahoana no hanavahana azy ireny ? Ahoana no hahaizana mizaha toetra ny F...
[HP] THÈME : RAHOVIANA NA REHEFA MANAO AHOANA VAO TOKONY HANAMBADY ? IZA SY IZA IHANY NO MAHAZO MIFANAMBADY ? 19.05.2023 2:00:45
Maro bé ny olona mangataka fampianarana sy fanazavana mahakasika io Lohateny Io Ary mametraka karazana fanontaniana mahakasika azy io toy ny hoe : 👉 Firy taona no sahaza manambady na Vao afaka manambady ? Matetika mantsy heno foana ilay hoe efa tokony hanambady , tara loatra na lasa aloha loatra sns ... 👉 Afaka mivady ve ny olondroa tena mifankatia nefa samy hafa finoana mihitsy ? Tsy samihafa d...
[CA] NY FAHAFOIZANA HO AMIN'NY ASAN' ANDRIAMANITRA 17.05.2023 1:24:22
CATÉCHISME D'ADULTE 17 mai 2023 Possible vé hoe misokatra ny poketra fa mihidy ny fo ? Na misokatra ny fo fa mihidy ny poketra ? Ny vola ve mitaky asa sa ny asa no mitaky vola ? Sujet tabou izy ity saingy tsy maintsy ho resahana satria io Resaka vola io dia sady saropady no manahirana ao anatin' ny fiangonana na fikambanana kristianina na amin'ny asan' Andriamanitra .
Similar podcasts
Replaio is not a podcast publisher; show names, artwork and audio belong to their authors and are distributed through public RSS feeds.