Page RJL
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
Chaîne podcast pour la page facebook RJL - diffusion et archivage des vidéos au format audio.[CA] = Catéchisme d'adulte[HP] = Hono ho'aho pasteur
Where to listen?
Podcasts in the app Replaio Radio Coming soonPodcasts are coming to the app soon. Install now and be the first to see a whole new take on podcasts
Episodes
[QZ] Questions/Réponses : 26 juillet 2024 26.07.2024 2:12:01
1 - Momba ny position an'ny Sola Scriptura vs Candaulisme sy ny tendances rehetra manao libertinage : Raha misy mpivady, vita soratra, ary mariage religieux; ka mifanaiky tsara ry zareo hoe hiditra @ sehatry ny libertinage (sous toutes ses formes); tsy an-tery, fa tena hoe nifampiresahin-ndry zareo tsara ary nifanaiky fa hanao ireo pratiques ireo. Inona no position an'ny Sola Scriptura mom...
[CA] DIEU : LE TOUT AUTRE - part 2 19.07.2024 1:06:54
Soa fa tsy mitovy amiko sy ianao ILAY IZY = YHWH. Raha tsy izany dia efa tsy haiko intsony hoe aiza no nihafarantsika. Tsy azo atao anaty boaty Izy, nefa isika rehetra dia samy miseho hi apprivoiser Azy. Tsy namorona religion izay manandevo olona fa tsy mahatonga azy ho SAKAIZA.
[CA] DIEU : LE TOUT AUTRE - part 1 19.07.2024 1:02:43
Soa fa tsy mitovy amiko sy ianao ILAY IZY = YHWH. Raha tsy izany dia efa tsy haiko intsony hoe aiza no nihafarantsika. Tsy azo atao anaty boaty Izy, nefa isika rehetra dia samy miseho hi apprivoiser Azy. Tsy namorona religion izay manandevo olona fa tsy mahatonga azy ho SAKAIZA.
[CA] MIRACLE SA HASARD SA SYNCHRONICITÉ ? 04.07.2024 1:35:36
Ity catéchisme d'adulte ity dia ho famaliana ny fanontaniana napetrak'i Koto Lilahimahitsoambo tamin'ny fitantarany ny zavatra nitranga taminy nilazany hoe : fahagagagana sa kisendrasendra ny nifanenany tamina fianakaviana iray izay nanampy azy tamin'ny fotoana namparary ny zanany. Nanontany moa izy tamin'izay fotoana izay hoe : Fifandrifian-javatra ve ny nifanenany tamin'i...
[HP] NY FIVAVAHANA ETO MADAGASIKARA : NATAON'NY MPANAO POLITIKA ANESTHÉSIE HO AN'NY VAHOAKA MALAGASY HAHATONGA AZY IREO HO VOAN'NY AMNÉSIE. 28.06.2024 1:13:51
Rehefa be loatra ny ANESTHÉSIE atao amin'ny olona marary iray dia lasa voan'ny AMNÉSIE izy ka manjary misy perte de mémoire. Toy izany tsy misy valaka no anaovana ny vahoaka Malagasy, totofana ANESTHÉSIE, tampenana sparadrap ilay fery na feno nana aza. Mahavariana fa na dia mijaly sy fadiranovana toy ny inona aza ny Malagasy dia mora avily ny sainy ka lasa sahirana sy mitsinjo ireo izay ef...
[CA] NY FAHORIAN'NY SASANY FIFALIAN'NY SASANY 21.06.2024 1:14:46
Masiaka sy ratsy fanahy ny olombelona. Raha misy olona manana fahoriana na misedra zava tsarotra eo amin'ny fiainany dia misy olona mikaroka sy misikotra ny anton'iny toy ny misikotra parasy ka tsy amelany raha tsy ahitany irika hahafahany mitsingoloka amin'izany mba hanalany ny stress sy frustration sy ny ngidin'ny afero amin'ny fiainany. Anisan'izany isika Malagasy hany k...
[HP] KRISTIANA AHO VAO MALAGASY sa MALAGASY AHO VAO KRISTIANA ? 07.06.2024 1:58:28
Hifandroritana be izany amin'izao vanimpotoana izao eo amin'ireo « EXTRÉMISTES » kristiana sy ireo « TRADITIONALISTES ». Noho izany dia ho resahintsika ato ireto : Ny fiheverana momba an'i Andriamanitra (Malagasy sy ny kristiana) ; Ny razambe sy ny finoana ; ary Ny fanjanahantany sy ny fivavahana kristiana. Ny fomba hitondrana ny laha-dinika dia « phénoménologie » manoloana ny « croyan...
[CA] MAMELA HELOKA !!!! ADY SAROTRA SAINGY MANAFAKA SY MANASITRANA 31.05.2024 1:20:29
Ny fikendrena amin'ity catéchisme d'adulte anio ity dia ny fanazavana fa tsy '' EXIGENCE MORALE '' akory ny mamela heloka fa fitsinjovana ny tena mihitsy ara-psikolojika sy aram-pahasalamana. Vesatra sy entana tsy zaka raha toa ka ho fitsinjovana ny hafa fa tsy fitsinjovana ny tena.
[HP] SAVOIR VIVRE – VIVRE ENSEMBLE – TÉMOIGNAGE - AUTHENTICITÉ 24.05.2024 1:42:57
Anisan'ny olana lehibe iray vokatry ny ''fondamentalisme'' ny tsy fananana ''équilibre'' manoloana ireo zavatra 4 tanisaina ireo ambony ireo hany ka lasa mivadika ho tsy fahalalam-pomba sy tsy fahaiza-miaina, manakaiky ny baribarihanina mihitsy ny toetsaina ''fondamentaliste'' kristiana.
[CA] Monde SURNATUREL, monde parallèle, Multivers ? Théorie de l'évolution, extraterrestres ... - Part 3 10.05.2024 45:26
Compatible amin'ny Soratra Masina ve sa revin-gadra ? (sary nindramina : turbotex on Wallpapers.com)
[CA] Monde SURNATUREL, monde parallèle, Multivers ? Théorie de l'évolution, extraterrestres ... Part 2 10.05.2024 1:03:38
Compatible amin'ny Soratra Masina ve sa revin-gadra ? (sary nindramina : turbotex on Wallpapers.com)
[CA] Monde SURNATUREL, monde parallèle, Multivers ? Théorie de l'évolution, extraterrestres ... Part 1 10.05.2024 1:00:22
Compatible amin'ny Soratra Masina ve sa revin-gadra ? (sary nindramina : turbotex on Wallpapers.com)
[HP] RAY AMAN-DRENY "TOXIQUES" (PARENTS TOXIQUES) 03.05.2024 1:50:33
"Manajà ny rainao sy ny reninao mba hahita soa ianao" Betsaka isika Ray aman-dreny no manararaotra io didy fahefatra io hi-exploité ka tonga hatramin'ny filazana fa SOLOTENAN' ANDRIAMANITRA eto an-tany ny Raiamandreny. Tsy tsapan'ny maro anefa fa lasa manimba sy mamotika mihitsy aza ny fiainan'ny zanatsika izany.
[CA] ETIKA KRISTIANA EEE, NORME ARAHINA EEEE, FAHAMASIANANA EEEE, AVY AIZA MARINA IZANY ? IZA NO NAMETRAKA AZY ? 26.04.2024 2:04:02
Heno foana eo ambavan'ny " mpivavaka " ny hoe : TSY MENDRIKA NY TOY IZAO SY TOY IZAO AMIN'NY MAHA KRISTIANA ( fitafy, fiteny sns .. ). Dia samy mitompo teny fatratra, manao affirmation gratuite, mitanisa verset Dia tovonana anganombaviantitra sy lovan-tsofina mba hampatavy ny resaka. Andao resahana hoe : avy aiza ny source ? Inona no tanjona ?
MISY LOKO HITA MASO AZO TSAPAIN-TANANA TOY NY LOKON-DAMBA (CODE COULEUR) VE NY FANAHY ? 17.04.2024 1:56:39
A- Ny RAD Toby lehibe 4 HONO no NANDRARA ny fisalorana ny lamba (FITAFY) MAINTY SY MENA satria hono sensible amin'ny fanahy ratsy (Ao amin'ny boky manga hono ny fanazavana izany). B- Ny loko MAINTY SY MENA (fitafy) hono dia LOKON'NY DEVOLY sy tena mahasarika dévoly. C- Akanjo mainty hono andramana anaovana rehefa manala devoly raha hisy devoly hivoaka. Akanjo mainty be sy mena midorehi...
[CA] MPANAO ASA SOA HONO ! TSIA - MANAO ASA TSARA KA ! 14.04.2024 1:31:47
Ny rehetra no afaka manao asa soa fa tsy ny rehetra no afaka manao ASA TSARA. Mpanao asa soa dia : > tratry ny aretin'ny Syndrome des sauveurs sy ny > hoe "ceux qui paient dominent". > Se racheter une conscience et blanchiment des mœurs. [ source ]
[HP] GUERRE DE COMMUNICATION ET INTERNET À DEUX VITESSES 31.03.2024 1:25:45
👉 Inona no ao ambadika ? Inona no tanjona ? 👉 VAHAOLANA tokoa sa famonoana afo tsy hisian'ny OLANA ho an'antokon'olona vitsivitsy ?! 👉 Opérateur économique vé sa opérateur politique nareo ry telma sy orange ary airtel ? 👉 Nahoana no atao sesitany eto amin'ny taniny sy hatokamonina ny Malagasy ? Mba hahafahana manandevo azy sy hanaovana azy ireo toy ny ampondra ka hanaiky izay r...
NY FAHANGINAN'I JESOSY MANOLOANA NY TABATABAN'NY MPAMPAHORY AZY. 28.03.2024 24:09
VATSIM-PANAHY - TORITENY FOHY Alakamisy Masina 2024
[CA] EGLISIOLATRIE ? Inona koa zany ? 24.03.2024 1:07:24
Eny teny tsy mbola misy izany fa niniako noforonona mihitsy. Teny roa natambatra EGLISE + IDOLÂTRIE. Rehefa ny Trano Fiangonana na ny rafi piangonana no lasa sakana tsy hahitana AN'ANDRIAMANITRA Dia Tonga sampy mihitsy. Fa inona mihitsy no Zavatra mitranga amin'izao mahatonga ahy milaza izany ?
[CA] PERVERS NARCISSIQUE - 2è partie 17.03.2024 1:07:12
Olona misy dévoly vé sa Marary saina ny olona PN ? Inona no tokony atao amin'izy ireny ? Avoaka dévoly ? Sa andosirana ? Raha sendra azy ianao , inona no tokony ataonao ? Plan : 00:02:01 comprendre la personne, ce qu'elle vit 00:10:16 problème structurel et non comportemental 00:19:50 pas de solution préfabriquée; accompagnement; échecs 00:23:43 se sent comme de la m**de, vermine; orgueil...
[CA] PERVERS NARCISSIQUE - 1ère partie 17.03.2024 50:10
Olona misy devoly ve sa Marary saina ny olona PN ? Inona no tokony atao amin'izy ireny ? Avoaka devoly ? Sa andosirana ? Raha sendra azy ianao, inona no tokony ataonao ? Plan : 00:00:00 tari-dresaka 00:02:18 fahanana ny ondrin'Andriamanitra 00:07:46 trouble de personnalité 00:12:39 angle théologique de l'enjeu : combat spirituel 00:16:49 avy aiza ny teny hoe "narcissisme" 00:...
POSITION AN'I RJL MANOLOANA NY LOI CASTRATION CHIMIQUE ARY NY PHÉNOMÈNE DE VIOL ETO MADAGASCAR 10.03.2024 1:25:37
Nirongatra izay tsy izy ny FANOLANANA tato ho ato ary ny mampalahelo dia zazakely avokoa ny ankamaroan'ireo voaholana ary amin'ny fomba feno habibiana mihitsy izay mampieritreritra hoe inona no ao ambadika ankoatry ny filan'ny nofo ? Matetika ny victime sy ny mpanolana dia OLONA SAHIRANA foana no ASEO vahoaka. Donc na ny informations aza dia EFA misy sivana mialoha sahady nefa iaraha m...
[HP] RENOUVELLEMENT DE LA CLASSE POLITIQUE A MADAGASCAR 01.03.2024 1:24:05
Obsolète daholo ireo rehetra ireo na ireo au pouvoir, na ireo opposition ... C'est toujours les même refrains ... disque loaka.
[CA] MIFINDRA AMIN'NY ALALAN'NY FANAMBADIANA VE NY FINOAN'NY OLONA IRAY ? 25.02.2024 1:32:05
Nisy question réponse nataonay teto amin'ny page RJL ary nisy mpanaraka ny pejy nametraka fanontaniana : "za kristiana, n olontiako silamo . tena.mifankatia zahay nefa n RADniko ts manaik , n any aminy tsy mis olana . IZY nefa manaik n ijanonako ho kristiana f tsy voatery ifindr silamo anaraka azy za... mikas hivady zahay nef problem B n am RAD .. ahoana pasteur n FAHitanao azy ?" Ma...
[CA] HÉDONISTE ? 11.02.2024 1:14:13
Tsy afaka misitraka sy mankafia fiainana ve izany ny MPINO sa kilasiana ho HÉDONISME izany ? Araka ny hoe : SAINO NY ZAVATRA ANY AMBONY Dia midika ve izany hoe ADINOY NY FIAINANA ETO AN'-TANY ? Ny mandalo sy miserana ve midika fa tsy misy ilàna azy ? PS : Ho an 'izay olona mora madilo sofina sy mora tohina dia hiangaviana sahady tsy hanaraka mba tsy haha tafitohina anao (Puritains sensible...
Similar podcasts
Replaio is not a podcast publisher; show names, artwork and audio belong to their authors and are distributed through public RSS feeds.