Page RJL

Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.

Religion MG ↓ 195 episodes

Chaîne podcast pour la page facebook RJL - diffusion et archivage des vidéos au format audio.[CA] = Catéchisme d'adulte[HP] = Hono ho'aho pasteur

Author

Page RJL

Category

Religion

Podcast website

podcasters.spotify.com

Latest episode

May 1, 2026

Where to listen?

Podcasts in the app Replaio Radio Coming soon

Podcasts are coming to the app soon. Install now and be the first to see a whole new take on podcasts

Get it on Google Play Install for free Android 5M+ downloads · 4.8 rating iOS soon

Episodes

LIVE FREESTYLE 2026-05-01 01.05.2026

FAMALIANA IREO FANONTANIANA AVY AMINAREO MPANARAKA NY PEJY RJL , LIVE FREESTYLE 01 mai 2026

LIVE FREESTYLE 2026-04-19 19.04.2026

FAMALIANA IREO FANONTANIANA AVY AMINAREO MPANARAKA NY PEJY 1- Inona no tokony atao Raha te hitarika olona hivavaka ? 2- Afaka miaraka vé ny ody gasy sy vavaka / kristiana sy franc-maçonnerie ?  3- Fahotana vé ny manao fanabeazana aizana ?  4- Ex nihilo ve ny fihariana sa nandamina zavatra efa nisy ftsn Andriamanitra ?  5- Rehefa inona no ilaina na tsy ilaina ny fanohanana pasteur ?  6- Nanao falsi...

[MD] NY "DIVORCE" 25.08.2025

Rediffusion CHRONIQUE DU MIDI TIK TOK du 25 Août 2025 mikasika ny DIVORCE.

[HP] NY TOERAN'NY TEOLOJIANA NA NY FIVAVAHANA MANOLOANA NY RAHARAHAM PIRENENA 04.07.2025

Averimberin'ny olona matetika foana ny hoe: ny TEOLOJIANA na PASTEUR na MPITANDRINA dia eny amin'ny pilopitra no asany fa tsy tokony hiditra amin'ny raharaham-pirenena. Lazaina hoe ny ARAM-PANAHY IHANY no andraikitry ny mpitondra fivavahana fa aleo hijanona ho amin'ny Mpanao politika ny resaka politika . Hadinon 'ireo miteny an'izany fa ny mpitondra fivavahana dia olom-pire...

[CA] DE L'ENFANT ROI À L'ENFANT DIEU 30.05.2025

Tsy misy tsy mikaikaika amin'izao fotoana izao ny ray amandreny manoloana ny fanabeazany ny zanaka. Mivadika ny globy ankehitriny fa marobe ny raiamandreny lasa baikon-janaka sy matahotra mafy ny zanany. Ilay zaza chouchouté mpanjaka kely no indro mivadika ho ENFANT DIEU (tsy refesin-mandidy). Tandremo fa tsy mahasoa na ho anareo raiamandreny ary indrindra indrindra ho an'ny zanakareo ny E...

[CA] ANDRIAMANITRY MOSESY sy ANDRIAMANITRY SPINOZA 02.05.2025

Niniana nafangaro foana hatrizay ny hoe : ireo Religions Monthéistes ( silamo, judaites, ary kritsiana). Noterena natao ihany koa ny atao hoe : ASSIMILATION hoe finoana Judéo Christianisme. Hany ka ny raisonnement de base mihitsy no nentina nanaovana ny analyse phénoménologique ny finoana kristiana ni -identifiena amin'ireo religions roa monotéhistes voalaza etsy ambony (silamo, judaiste). Han...

[HP] "EFFICACE" ianao "APPRÉCIÉ (mamy hoditra na mahafinaritra ny olona fotsiny)" eo anivon'ny FIARAHA-MONINA, FIRENENA misy anao ? 04.04.2025

Ny mpino dia lazain'ny Soratra Masina ho FAHAZAVANA sy FANASINA. Io fahazavana io anefa manelingelina satria mampibaribary zavatra maro, nefa koa manampy ny olona hahita tsara ny lalan kombany. Ity fampianarana anio ity dia hampisongadina bebe kokoa ny paradoxe hiainan'ireo izay tena FAHAZAVANA. Tonga amin'ilay fitenenana hoe "Ils sont à la fois détestés mais nécessaires". Ko...

[CA] LE TRIO DU MAL (le MAL, le mal, le Malin) 21.03.2025

Avy aiza ny RATSY (Le Mal) ? Iza no nahatonga ny faharatsiana (le mal) ? Ary ao anatin'izany mahay manararaotra Ilay Ratsy (le Malin). Ireo zavatra telo ireo mifangaro sy mifangojo amintsika ka mahatonga ilay fanontaniana miverimberina foana hoe "Raha nisy Andriamanitra maninona no misy ny ratsy?" Ndao ho resahana ny fifandraisan'ireo sy ny fahasamihafany.

[HP] MALEDICTION FAMILIALE HOE ? ( OZONA ?) 28.02.2025

Nisesisesy be tato ho ato ny fanehoan-kevitr'ireo influenceuses sy mpikirakira facebook mahakasika ny amin'ny fisian' ny MALEDICTION FAMILIALE ( OZONA ) ; izany hoe hifandovana isaky ny taranaka mifandimby Ilay izy. Koa dia mba hitondra ny analyse ihany koa ny pejy RJL miainga avy amin'ny rélfexion scientifique sy théologique. Ny position tananay mantsy dia misy fototra sy loharano...

[CA] FANASITRANANA NY RATRAN’NY LASA / FANASITRANANA NY FARASISAN’NY HELOKA NATAO 21.02.2025

Izao fandaharana izao dia hanampiana antsika ho afaka eo ambany vahoan'ny farasisan'ny lasa sy ireo takaitra napetrany ao amitsika ka lasa mamatotra sy manandevo antsika. Tsy azo ovana tokoa ny lasa fa azo atao tsara anefa ny miala amin'ny farasisan'ny lasa. Asaina manokana ireo mpiandry sy mpitandrina fa mety amitsika rehetra koa ny hizarana ny fomba hiatrehana sy hanampiana ireo...

[HP] TSY MODELY HO HALAIN TAHAKA AHO (Je ne suis pas un modèle, ni un exemple à suivre) 07.02.2025

Dradradraina foana ny hoe : isika no MODELY arahin'ny olona. Principe nalaina avy amin'ny "développement personnel" (la dynamique du groupe). Nahoana ny finoako sy ny fitomboako ara panahy no hampanankinako amin'ny olona ? Tsy manao dia ana kanakana (manaradrenirano) ve izany ka izay compteny any vidiny hoy ny fiteny, izay hiafaran' Ilay olona no hiafaranao zany ? Loooooz...

[CA] JESOSY ARA TANTARA Vs JESOSY ARAKY NY FINOANA (Jésus historique ET / OU Jésus de la foi) 31.01.2025

Resabe foana ny hoe angano, noforonina izany Jesosy izany. Eo ihany koa ny mpino Kristiana manasaraka ny Jesosy ara tantara amin'ny hoe Jesosy araky ny finoana, hany ka lasa toy ny angano ka tsy mahagaga raha tsy misy fototra historika fa lasa finoana mitsingevaeva eny amin'ny habakabaka. Matoa tonga nofo Izy dia tena ilaina ny fampifandraisina ny notion Jésus historique amin'ny Jésus de la foi.

[HP] NY FIANDRIANAN'ANDRIAMANITRA (Souveraineté) MANOLOANA NY POUVOIR POLITIQUE 17.01.2025

Tian'ny mpanao politika loatra ity andinin-tsoratra masina ity ka dradradrainy mandrakariva, izay manao hoe : "Fa tsy misy fahefana afa-tsy izay avy amin'Andriamanitra; fa izay misy dia voatendrin'Andriamanitra."

[CA] VISION ANTHROPOLOGIQUE MOMBA NY FAHAFATESANA 10.01.2025

NY FAHAFATESANA (Lohahevitra tsy firesaka firy satria tabous rahateo; kanefa heverinay fa tena mila hidirana mihitsy fa misy CROYANCES lalim-paka izay misy fiantraikany eo amin'ny fifaneraserantsika amin'ny ra fahafatesana mihitsy aza ) . Ny nahazatra antsika hatrizay dia naseho ho OZONA ka tsy mahagaga raha lazaina fa tora bato avy any an-danitra ka toy ny miaina eo ambanin'ny atao hoe épée damoc...

[HP] HATRAIZA NY TSIPIKA MENA EO AMIN'NY FIAINAM PIRENENA SY NY FIVAVAHANA ? 27.12.2024

Ity lohahevitra ity dia efa ela no saika hovelarina eto niainga avy amin'ny trangam piaraha monina maro ; kinanjo mifanojo amin'ilay resaka farany nahabe resaka ny maro teo tamin'i filohan'ny FJKM sy solontenam panjakana iray. Koa heveriko fa ilaina ny miditra en profondeur mahakasika ity resaka ity ka tsy hotavela amin'ny tora po politika sy ny tora po pivavahana fotsiny ihany. Les extremes sont...

[CA] MIARA MAMINDRA AMIN'ANDRIAMANITRA (INTIMITE AVEC DIEU) 13.12.2024

Lohahevitra maningana azo kilasiana ho mistika izao lohahevitra izao. Miainga avy amin'ny fandinihana ireo tranga maningana voaresaka ao amin'ny Soratra Masina atao hoe HAPAX LEGOMENON. Nandalovan'ny teolojiana fotsiny mantsy ireo hapax ireo kanefa Dia tena IMPORTANT satria matoa io ao dia MISY DIKANY. Izaho manokana dia mahaliana ahy izany , ka nanankinako ny spiritualité-ko. Fifaliana ho ahy ny...

[HP] WERAWERA SA VONJY AINA ? IZA NO LAHARAM-PAHAMEHANA, IZAY MAHAFINARITRA NY MASO SA IZAY MAMELONA NY AINA ? 22.11.2024

Tsy mpahay toekarena akory aho fa olontsotra ihany kanefa tokony ho fatatry ny vahoaka ny zavatra miandry azy eo amin'ny lafiny toekarena araka ny voalazan'ny LOI DE FINANCE 2025 (LFI 2025). Tsy natao ho an'ny économistes irery angamba ny voalaza ao anatin'izany fa natao ho an'ny vahoaka rehetra (toy ny baiboly izay tsy natao ho an'ny teolojiana irery) kanefa toa lasa very anjavony amin'ny resaka...

[HP] NY HO AVIN'NY FIANGONANA ? 01.11.2024

Tsy mahamenatra na mampatahotra ahy ny miantsoantso mandrakariva fa ny taranaka ankehitriny dia vavolombelon'ny "fin d'un cycle de vie" n'nyFiangonana. Izaho dia tsy mihambahamba mihitsy fa ny INSTITUTIONALISATION vokatry ny cléricalisme no fositra naha lasa "coquille vide" ny Fiangonana ankehitriny ka na dia mijoalajoala sy mameno stade sns aza izy ireny dia KIPANTSONA VARAHINA MANENO sisa. Mahat...

[CA] NY FAHASOAVANA MITAHA AMIN'NY FAHOTANA FOTOTRA 25.10.2024

Fanontaniana miverimberina fametraky ny olona nyhoe : ny fahotana ve lovaina sa mifindra manaranaka ? Raha i Adama sy Eva no nanao ny nataony dia izahay aty afara ve no mizaka ny tsy eran'ny aina ? Mba rariny ve hoe Adama no nanota dia isika no mibaby ny vokany ? Lalim-paka loatra ny fahavoazana mahavoa ny olombelona ka tsy misy lalana hafa ankoatry ny FAHASOAVANA IRERY IHANY.

[HP] FARASISANA FINOANOAM-POANA TAVELA AO AMIN'NY FIVAVAHANA KRISTIANA 27.09.2024

Matoa nisy izany REFORME DEUTERONOMIQUE nataon'i Mpanjaka Josia izany dia satria mbola namofompofona SYNCRETISME (fampifangaroana finoana roa samihafa tsy afaka mikambana mihitsy). Sarotiny ery isika mampianatra ny Didy voalohany , nefa eo anivon' ireo olona heverina fa sarotiny ny amin'izany indrindra no mbola TENA mampifangaro zavatra izay tena tsy AFAKA NY HIFANGARO mihitsy. Koa eto dia ialanay...

[QZ] Questions/Réponses : 20 sept. 2024 20.09.2024

1 - Mety sa tsy mety ny fanaovana jeu de hasard am piangonana ? Resaka tombola ilay izy hanohanana vokatra 2 - Kristiana ny tenako ary nanana havana akaiky maty miisa telo tao anatin'ny 20 volana. Ny fanontaniako dia izao : Famindram-pon'A/tra ny tombon'andro sy ny fahasalamana azontsika isan'andro. Ka rehefa ilay mifoha maraina, marary dia maty avy eo ve dia midika fa tapitra @ ts...

[CA] FAHAMAINANA ARA-PANAHY (SECHERESSE SPIRITUELLE) na LES NUITS DE LA FOI 13.09.2024

Misy fotoana rehefa tena tafalatsaka ao anaty ady sarotra ny olona iray dia tsy mahare tsirony intsony ny fihainoana sy famakiana ny Soratra Masina ary koa tsy mahatonona vavaka intsony fa resy tanteraka. Amin'iny fotoana iny dia mametra-panotaniana ny tenany ny maro manao hoe : tratry ny fihemorana ve aho ? sy hoe VERY VE NY FINOAKO ( J'ai perdu ma foi ) ? Mangony fotsiny ny fanararaotan'ny devol...

[HP] MAMPAHANTRA na/sy MAMPANANKARENA VE NY FIVAVAHANA KRISTIANA ? 06.09.2024

Nisesisesy be ny fanehoan kevitra teto amin'ny facebook fa hoe nampahantra an'i Madagasikara ny fivavahana Kristiana. Affirmation gratuite ve izany sa fanaovana raccourci ? Teo ihany koa ny izay milaza fa tsy mahay miara-dalana ny fahantrana sy ny Filazantsara. Manoloana ireo fanehoan-kevitra roa ireo, dia manasa antsika hanaraka izao LIVE izao hanehoana fa manan-kolazaina manoloana izany...

[HP] FIVAROTANA NOFY : MIAINGA AVY AMIN'NY TSY MISY HONO NO LOHARANON’NY FAHOMBIAZANA ? 16.08.2024

Voizina be mihitsy tato ho ato ny hoe " départ Zéro " aho nanangana ny orisanasako,  " départ zéro " aho nanatanteraka ny nofinofiko, " départ zéro " sy tsy nisy n'iza n'iza ary tsy nanana na inona na inona aho nefa ankehitriny hitanareo amin'izao ny fahombiazako sy ny firoborobon'ny orinasako sns... Quand on veut on peut HONO eeee, sao dia mifamadika...

[CA] LOZA MANAMBANA APOKALYPTIKA 09.08.2024

Manoloana ny fiakaran'ny WOKISME dia mi - s'organiser ireo Millenariste fondamentaliste (miasa mangina any ambanin'ny tany). Ireto farany mandray ara bakiteny fa izy ireo no voafidin'Andriamanitra HONO (les élus) hanatanteraka ny ARMAGEDON. Tsy faminaniana no ataoko fa lecture politique et historique ary idéologique, izay efa amperiny fa tsy rediredy akory.

Listen to the Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité. podcast in Replaio

Radio and podcasts in one app - free, with no sign-up. Install today and do not miss the launch

Get it on Google Play

Replaio is not a podcast publisher; show names, artwork and audio belong to their authors and are distributed through public RSS feeds.