Page RJL
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
Chaîne podcast pour la page facebook RJL - diffusion et archivage des vidéos au format audio.[CA] = Catéchisme d'adulte[HP] = Hono ho'aho pasteur
Where to listen?
Podcasts in the app Replaio Radio Coming soonPodcasts are coming to the app soon. Install now and be the first to see a whole new take on podcasts
Episodes
[HP] ADDICTION ET ILLUSION PORNOGRAPHIQUE 12.05.2023 1:21:05
HONO HOY AHO PASTEUR? (12 mai 2023) Marobe ireo karazana addiction mahazo ny olombelona ary anisany ny addiction amin'ny fijerena porno. Marobe ireo message azo mendrika fitarainana, fanontaniana, fangatahana vahaolana sns... azo taminareo mpanaraka ny pejy mahakasika azy io. Toy izao no sombiny amin'ireo karazam-panontaniana nalefanareo : Mahazo mijery film porno ve ny mpivady ? Fahotan...
[CA] VOCATION, MINISTÈRE , ANTSO 10.05.2023 1:42:45
VOCATION, MINISTÈRE , ANTSO : Inona no maha samihafa azy ireo ? Aza afangaro.
[CA] Mety hilaozan'ny Fanahy Masina ve ny mpino iray ? 26.04.2023 1:05:34
CATÉCHISME D'ADULTE 26 avril 2023
[HP] FAMONOAN-TENA EO AMIN'NY TANORA ( SUICIDE DES ADOS ET DES PRE-ADOS ) 21.04.2023 1:36:27
Miha-mitombo ny TANORA mamono tena ... Ankoatra ny olana aram-pitiavana dia tena misy ny antony hafa izay TSY SAHINTSIKA resahana noho ity farany somary manahirana. Inona no mahatonga izany ? Inona no tokony ho vahaolana ? Iza no tokony tompon ' andraikitra ?
RAY O ? NAHOANA NO DIA MAHAFOY AHY IANAO ?? 07.04.2023 34:38
Herinandro Masina -- Zoma Masina 7 avril 2023.
KAPOAKY NY FANEKENA VAOVAO AMIN'NY RAKO - Alakamisy Masina 6 avril 2023 06.04.2023 58:32
HERINANDRO MASINA 2023 Alakamisy Masina 6 avril 2023
[CA] Ny maha voafetra ny olombelona : lesoka sa natiora? 18.01.2023 1:02:43
La finitude de l'Homme : faille ou identité? Tohin'ny lesona mahakasika ny olana fototry ny Zanak'olombelona.
[HP] MASTURBATION INTELLECTUELLE, BUZZ SY INFLUENCEUR 08.12.2022 53:12
HONO HO AHO PASTEUR ?
[HP] PURITANISME SY PIETISME GASY 02.12.2022 49:41
HONO HO AHO PASTEUR ? Fomba fiteny, fomba fitafy, fomba fifandraisana aman'olona, fanavakavahana, fanilikilihina, fahaiza-miaina, politiquement correct ,sns.
LOOK PASTORALY HOE ? 30.09.2022 55:02
Rehefa nandefa ilay resaka fitafiana Pasteur mivady iny aho dia nametraka fanontaniana hoe : OHATRY NY AHOANA NO TOKONY HO LOOK PASTORALY??? Maro be ny naneho hevitra ka tsy mahagaga raha mifanohitra samy manana ny fijeriny. Misy ny tafintohina, misy ny tsy maka lagy, misy ny mamoaka verset, misy ny mananatra, misy ny manao ironie, misy ny manao humour, misy ny taitaitra, sns....
FANOLORANA TENY FISAORANA 27.09.2022 52:53
- Fisaorana An'ANDRIAMANITRA nohon'ny faha 19 taonan'ny ORDINASIONA -Fisaorana ireo Ray amandreny REHETRA nampianatra , nitaiza sy namolavola - Fisaorana ny mpanaraka ny pejy sy Vondrona tamin'ny teny mamy firariantsoa sy fiarahabana Ary fampaherezana - Fisaorana ireo mpiara miasa rehetra manantateraka ny asa fanompoana ( RJL ,RJL VOANTSINAMPY, COMMUNAUTÉ) - Fisaorana ilay olona ir...
Dolorisme 23.09.2022 1:14:42
Misy aretina ara panahy mpahazo ny maro izay horesahana eto anio, dia tsy hafa izany fa ny atao hoe DOLORISME. Ilay voambolana mety haha vahiny amin’ny maro fa ny zavatra raketiny ny ankabiazantsika dia tafalatsaka amin’izy ity ka izany no nanosika ahy hanoratra mikasika izany. [Lien vers la publication en question: https://www.facebook.com/epubnamur/posts/620229862767997 ]
Manahirana isika olombelona. L'être humain est compliqué. Qui le connaît? 16.09.2022 1:04:34
Tsetsatsetsa tsy aritra 16 septembre 2022: Manahirana isika olombelona.
LA FRACTERNITE ET NON LA FRATERNITE POUR SUBSISTER 09.09.2022 48:42
Raharaha POGBA mianakavy... MARABOUTAGE, FIALONANA... Efa voalazan'ny Soratra Masina fa any am-parany any Dia ny OLONA AKAIKY ANAO IHANY NO HITSANGANA HO FAHAVALONAO.
IMAGO DEI = FIRAISAN'NY LAHY SY VAVY 02.09.2022 58:44
Épisode de test. Prototype. Source: page facebook .
OMEO AN'ANDRIAMANITRA IZAY AN'ANDRIAMANITRA ARY OMEO AN'I KAISARA IZAY ANY KAISARA 19.08.2022 1:08:02
Io fehezan-teny tonga fampiasa n'aiza n'iaiza io avy ao @ Soratra Masina io no hoentiko hiaingana @ dinidinika rahariva, manoloana ny KORONTANA sy RESABE maro samihafa nisy tato ho ato eo anivon'ireo Fiangonana.
IMPACT DU SPIRITUEL SUR LE TEMPOREL 29.07.2022 51:10
Ny tontolon'ny Fanahy amin'ny Fahefam-panjakana.
AU CREUX DE LA VAGUE 25.07.2022 43:55
LES ÉMOTIONS. Présentée par RAMANANTOMBOTSOA CORINE.
Ny fiangonana tsy maintsy MIHA-VAO sy MANAVAO manoloana ny "SÉCULARISATION" tsy azo hialana 15.07.2022 54:44
TSETSATSETSA TSY ARITRA
LA RELIGION CHRÉTIENNE COPIE COLLÉE FREIN POUR LE DÉVELOPPEMENT A MADAGASCAR. TANDIS QUE L'ÉVANGILE MOTEUR DE DÉVELOPPEMENT 08.07.2022 1:06:43
TSETSATSETSA TSY ARITRA.
DÉIFICATION DE L'ÊTRE HUMAIN ET IDOLATRISATION DE DIEU 24.06.2022 1:06:02
Maro be ny hafatra miafina (mp) voaraiko mahakasika ilay événement teny Mahamasina. Maro ihany koa ny nangataka fanazavana nahakasika ilay statut momba ilay hoe IDOLÂTRER DIEU iny : Idolâtrer Dieu est plus grave que d'être un athé avéré .
L'ORDRE DERRIÈRE LE CHAOS 19.06.2022 45:03
Indro indray ary Video faharoa atolotry RAMANANTOMBOTSOA Corine... Merci Sœurette!!!
FANAZAVANA TAORIAN'NY FANDAHARANA NIARAHANA T@ KOTO 17.06.2022 1:30:40
Mahakasika ny dinidinika nifanaovako tamin'i Koto Lilahimahitsoambo dia maro ny fanontaniana sy fanamarihana izay napetraky ny olona maromaro tamiko na tamin'ny commentaires izany na tamin'ny MP.
VALITENY MAHAKASIKA NY FANDAHARANA NANASAN'I KOTO 10.06.2022 1:43:40
TSETSATSETSA TSY ARITRA SPECIAL
NY FIHAVANANA MALAGASY FANALAHIDY HO @ FAMPANDROSOANA SOSIALY AO MADAGASIKARA 03.06.2022 45:19
TSETSATSETSA TSY ARITRA
Similar podcasts
Replaio is not a podcast publisher; show names, artwork and audio belong to their authors and are distributed through public RSS feeds.