Rasoa

AriraVavy

Society MG ↓ 55 episodes

Tonga soa eto amin'ny AriraVavy :podcast malagasy hanomezana sehatra ny tontolo manodidina ny maha vehivavy sy maha reny . Ny vehivavy tsirairay dia manana tantara azo zaraina. Ndao ary hiaraka amiko, Rasoa, amin'ity sehatra vaovao ity . Mihainoa finaritra o ! Welcome to AriraVavy: a space where we celebrate the stories of women, weaving together the threads of womanhood, motherhood, culture, and identity. Every woman has a story, and every mother carries a legacy. Join me, Rasoa, as we embark on today’s journey of discovery, connection, and empowerment.

Author

Rasoa

Category

Society

Podcast website

podcasters.spotify.com

Latest episode

Jun 17, 2026

Where to listen?

Podcasts in the app Replaio Radio Coming soon

Podcasts are coming to the app soon. Install now and be the first to see a whole new take on podcasts

Get it on Google Play Install for free Android 5M+ downloads · 4.8 rating iOS soon

Episodes

S 1 : Ep # 2 : Fikarakarana tena ho an’ny vehivavy 20 - 29 taona / Bien-être pour les femmes entre 20 et 29 ans 01.04.2025

MG : Ao anatin’'ity fizarana vaovao ity dia hijery ny fomba fikarakarana tena ho antsika vehivavy 20 ka hatramin’ny 29 taona isika. Hojerena ireo paikady azo ampiharina hanomezana lanja bebe kokoa ny fiarovan-tena manoloana ny tsindry amin’ny asa, ny  ahiahy ara-bola, ary ny fifandraisana amin’ny hafa. Mihainoa finaritra ary o! FR: Dans ce nouvel épisode, nous allons aborder la manière de pren...

Special Episode : Nahoana no isika samy vehivavy ihany no mifanome tsiny sy mifampitsara ?/Pourquoi, entre femmes, sommes-nous les premières à nous blâmer et à nous juger mutuellement ? 25.03.2025

MG: Amin’ity fizarana manokana ity dia hamaly ity fanontaniana ity isika hoe nahoana isika vehivavy no mandatsa, mitsara ary koa manome tsiny rehefa misy vehivavy hafa hiaran’ny herisetra ? Na dia manana kolontsain manandratra ny firaisankina sy ny fihavavana ary isika dia hafa ny zava-visy ankehitriny.  Hojerentsika tsirairay ireo antony toy ny fitsipiaka napetraky ny fiaraha-monina izay nisongad...

S 1 : Ep # 1 : Ny maha zava-dehibe ny fikarakarana tena / L'importance du bien-être 18.03.2025

MG: Amin'ity episode laharana voalohany ity dia mizara ny nahatonga ahy ho tonga saina fa ireo fotoana kely fikarakarana tena andavanandro no anisany nampiova ny fiainako. Hojerena ihany koa ireo sakana mahatonga antsika vehivavy tsy mametraka ny fikarakarana tena ho laharam-pahamehana eo amin’ny fiainana andavanandro. Ary ho faranantsika amin’ireo paikady tsotra sy mahomby entina hikarakarana ny...

Ep 0 - AriraVavy 11.03.2025

MG :Ity fandaharana voalohany ity dia mamelabelatra fohifohy ny antom-pisian'ny podcast ? Fa manina no AriraVavy ? Iza no ao ambadiky AriraVavy ? Ary inona no miandry antsika mpihaino ? Mihainoa finaritra ary o ! FR: Ce premier épisode explique brièvement la raison d'être du podcast. Pourquoi "AriraVavy" ? Qui se cache derrière "AriraVavy" ? Et qu'est-ce qui nous attend, nous les auditeurs ? Bonne...

Special Episode : Andro iraisam-pirenena ho an'ny vehivavy 08.03.2025

MG : Episode Special natao ho an'izao fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny vehivavy izao , hiresahana mikasika ny andrasan'ny fiaraha-monina amin'ny vehivavy sy ny fiantrakan'izany. FR: Épisode spécial réalisé à l'occasion de la Journée internationale des droits des femmes, pour discuter des attentes de la société envers les femmes et de leur impact.

Listen to the AriraVavy podcast in Replaio

Radio and podcasts in one app - free, with no sign-up. Install today and do not miss the launch

Get it on Google Play

Replaio is not a podcast publisher; show names, artwork and audio belong to their authors and are distributed through public RSS feeds.