Page RJL
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
Chaîne podcast pour la page facebook RJL - diffusion et archivage des vidéos au format audio.[CA] = Catéchisme d'adulte[HP] = Hono ho'aho pasteur
Where to listen?
Podcasts in the app Replaio Radio Coming soonPodcasts are coming to the app soon. Install now and be the first to see a whole new take on podcasts
Episodes
NECRONOMICON 19.03.2021 59:59
Mbola tohin'ny fandaharana tamin'ny eriny lasa teo, dia mbola ho hitantsika ato @ ity laharana manaraka ity, fa nofinofin'ny Raolombelona mandrakariva ny hanana "Pouvoirs" mifehy izao rehetra izao.
FAMOSAVIANA MODERNA 12.03.2021 1:10:10
Tafitan'ilay Ratsy nampino izao tontolo izao fa tsy misy izy ka afaka niasa miadana tsy misy ahiahy, hany ka tafiditra @ andavanandrom-piainan'ny olona, indrindra indrindra eo @ tanora. Ho resahantsika eto fa tena lasa "phenomene" maneran tany izay betsaka raiamandreny tsy mahalala fa ny zanany tanora milalao devoly @ zao any @ reny sehatry ny Oniversite ireny. Araky ny fanadihadiana nivoaka...
APPRENTI SORCIER (Science vs. Science - Tohiny) 05.03.2021 1:16:59
Mbola tohin'ny LIVE nataoko tamin'ny heirnandro lasa ihany ny fikirakirana ny siansa hanimbana ny siansa. Ary ao anatin'izany dia miana-kendry raha olombelona mikitika ny tsy fikitika. Anisan'izany ny "GEO INGENERIE"fa miseho te hanentsina ny "Couche d'ozone" simba hono nefa akora simika no ampiasaina hanaovana izany izay tsy maintsy miteraka fiantraikany loza be aloha, vao afaka antenaina hanents...
ORDO AD CHAOS (TOHINY) : Science vs. Science 26.02.2021 1:11:53
"PERVERTIR LA SCIENCE POUR L'APPAT DU GAIN". Ny fikenedren'izy ireo dia mamboly ny IGNORANCE miainga avy @ Science. Mety hogaga ianao mandre izany, fa zay le ORDRE PAR LE CHAOS, ny science indray no lasa fitaovana afahana mamboly IGNORANCE. Izany no antony efa mijoro ny lalam-piofanana eny amin'ny oniversite mandinika io phénomène io izay atao hoe AGNOTOLOGIE.
ORDO AD CHAOS = INVERSION DES VALEURS 19.02.2021 1:26:40
Matoa dradradraina ny hoe "Nouvel ORDRE Mondial" dia midika izany fa misy LAMINA HAFA mihitsy tiana apetraka asolo ny efa nisy hatrizay. Koa mba hahafahana hametraka izany lamina vaovao izany tsy maintsy atomboka @ fandravana @ alalan'io ORDO AD CHAOS io (Ordre par le le chaos). Amin'ny fomba ahoana anefa no hametrahana ny ny CHAOS? dia @ alalan'ny INVERSION DES VALEURS na PARADIGME. Horesahantsik...
RESAKA "CASTE" LE RAHA 12.02.2021 1:11:00
Hiverenantsika kely indray ny resaka "Pedophilie" indrindra indrindra mahakasika ny Pédo Satanique. Hatrizay ka hatramin'izao rehefa tratra ireo pédophile ireo dia ireo mpanera irakiraka foana no aseho eo anoloana fa niafina foana reo tena be hatoka tao ambadika.
FAMPIFANGAROANA NY FIVAVAHANA SY NY OCCULTISME, SPIRITISME, ESOTERISME 05.02.2021 1:29:51
Inoako fa efa efa nandalo ny masonao ilay horonan-tsary malza Da Vinci Code sy ilay ankafizin'ny tanora maro maneran-tany HARRY POTTER.!!!!!! Dia samy finaritra ery isika mianakavy nijery an'ireny kanefa vitsy an'isa no nahalala fa ireny no atao hoe "outils de propagande" nanomana ny "terrain" mialoha hahatonga ny olona hisokatra bebe kokoa ho @ OCCULTISME sy SPIRITISME ary ESOTERISME. Nisy mpikar...
FAHALOVANA EO ANIVON'NY FIANGONANA 29.01.2021 1:25:05
Tongotra vakivaky izy sady maharary no mahamenatra, kanefa na izany na tsy izany, tsy maintsy horesahina satria tafiditry ny "Virus" n'iretsy olon-dratsy izay tsy mianina intsony manao ny ataony. Efa noresahintsika hatrizay teto fa tena manafika mihitsy eo @ sehatry ny fivavahana mihitsy aza. Hialako tsiny mialoha @ izay mety ho sahirana @ izay zavatra horesahiko satria horesahana @ zany ny tranga...
DATAISME-DIEU GOOGLE 22.01.2021 1:24:58
Mbola mitohy hatrany ny "Esprit de Babel" misolo ho "la Tour de Google".
SERVICES CLUBS (Rotary Club, lion's club , B'nai B'rit, etc.) 15.01.2021 1:15:43
Nisy fangatahana nataon'iray aminareo mpanaraka ny pejy ny hizarana ny mikasika ireo SERVICES CLUBS. (...) Rehefa nandeha ny fikarohana sy ny fifanakalozan kevitra dia nahaliana ahy satria nahatonga ahy tonga @ "Découvertes" zavatra hafa mihitsy. Koa ilay resaka SERVICES CLUBS no teboka fiaingana fotsiny fa ny tena nahavariana ny nahitana ny atao hoe "Système d'antichambre" izay ho hazavaiko amint...
MONDE IMAGINAL- ROSE CROIX- FRANC MAÇONNERIE 08.01.2021 1:26:52
Isika tsy mitolona amin'ny nofo aman-dra fa amin'ny fanapahana sy amin'ny fanjakana sy amin'ny mpanjakan'ny fahamaizinana, dia amin'ny Fanahy ratsy eny amin'ny rivotra" (Efesiana 6, 12)... Ho aseho eto fa ny fototra ara panahy ny Franc maçonnerie dia foto-pisainana mitonona ho SPIRITUALITÉ PERSE (Iraniana ankehitriny) izay milaza fa ireo "Initiés" no afaka miditra ao @ ilay atao oe "MONDE IM...
NOUVELLE RELIGION GLOBALISTE - MAISON D'ABRAHAM- CITÉ DE DIEU 01.01.2021 1:19:44
Hozaraina aminao "découverte" t@ 1995 nafenin'ny NASA kanefa nivoaka ihany izany ary hozaraina amitsika ny @ CITÉ DE DIEU. Setrin'izany dia miezaka mafy izy ireo sy ireo globalistes hifaninana mandrakariva @ asan'Andriamanitra ka misandoka hanolotra fivavahana vaovao GLOBALISTA ka miseho izany @ alalan'ilay tetikasa MAISON D'ABRAHAM.
SYNCRETISME, SYMBOLISME ESOTERIQUE, CULTE SATANIQUE 25.12.2020 1:05:44
Tandremo fa ny amboadia mitafy odi-janak'ondry ka tsy mahamenatra ireto olona ato N.O/M (Nouvel Ordre Mondial) aza misalotra ny fitafian'ny fivavahana kristiana hanafenany ny asa ratsiny. Koa adidiko ny manaitra ny saintsika ny @ ambadiky ny "Symbolisme ésotérique" ny fikasan-dratsin'Ilay Ratsy eny indrindra eo anivon'ireo Fiangonana mihitsy aza.
PROJET LIBRA 18.12.2020 1:00:23
Tsy mitsahatra miha maventy hatrany ny tambazotra tsesaratsera Facebook. Tratry ny aretin'ny atao hoe "Folie des grandeurs" ry Mark Zuckerberg sy ny namany. Manakatra ny avo hatrany, ka mananana tanjona te hametraka ny "Système monétaire" azy manokana @ io alalan'io LIBRA io.
TRIADE: ARGENT- POUVOIR- OCCULTISME 11.12.2020 1:11:10
Ho rentsika @ io fotoana io indray fa ireo toko telo ireo mahamasa- nahandron'ireo Elite Mondial ao @ Nouvel Ordre Mondial. Tsy misaraka ireo fa toy ny tranonkala, ho rentsika @ io video hataoko io fa ny "Motivation" sy hery mampiasa ireo olona ireo dia io resaka OCCULTISME io. Ka ny vola sy ny fahefana dia fitaovana fotsiny ihany hametrrahana ny fahefan'ilay rain'ny maizina.
FANOMPOANA AN'NY MAMOANA = CULTE DE MAMON 04.12.2020 47:31
Iza no nanampo fa ny fampahantrana ny firenenao dia loharanom bola maharitra aho an'ireo mifehy ny toekarem-pirenena manerana tany izay eo ambanin'ny fifehezan'ireo BANQUES CENTRALES rehetra eran tany mikamabana ao @ BRI (Banque des Règlementations Internationaux).Programmer na ny hampahanatra ny firenentsika mba mba hahafahan'izy ireo miseho ho mpanampy @ alalan'ireo trosa mihoam-pampana. Izay fa...
PHILANTROPIE CAPITALISME 27.11.2020 46:12
Zohy fieren'ireto ELITE MONDIAL ireto ny fanaovana asa soa, izay marihina fa tsy ASA SOA velively satria marihina fa ireo olona ireo dia tsy manana "Etat d'âme" izany fa hoy indrindra fitenin'iray amin'izy ireo hoe: "Ce ne sont que des GENS" et non des PERSONNES. Ka ilay philantropie sandoka dia fitaovana maranitra iray eo an-tanany aza hampiboroboany ny fananan'izy ireo. Ny tanjona dia rehefa NAM...
TRANSHUMANISME 20.11.2020 52:47
Isan'ny tetik'ady ho @ ilay LAMINA VAOVAO MANERAN-TANY ny TRANSHUMANISME. Tsy hafa akory izany, fa fametrahana sy famokarana olona lazaina hoe "Hybride" irony (Ampahany olombelona, ary ampahany efa akora elektronika, na informatika). Tsy nofinofy akory izany fa efa manomboka izany izy ireo. Tanjona roa no kendreny @ izany dia eo mazava ho azy ny zavatra takian'ny "Société de consommation" mila olo...
GREAT RESET na REINITIALISATION 13.11.2020 44:39
Manoloana ny Krizy ara ekonomika maneran tany, dia ampirisihana izao tontolo izao hiroso ho @ REINITIALISATION hoy ny TALE JENERALIN'NY FMI teo aloha CHRISTINE LAGARDE fony tamin'ny FORUM ECONMIQUE MONDIAL TANY DAVOS. Ny taona 2021 no heverina ho "Année de la réinitialisation" hirosoana ho @ SYSTEME MONETAIRE MONDIALE. Hatao inona daholo anefa izany? Hoy izy ireo ihany hoe: "Mba hahafahana m...
EMPIRE UNIVERSEL - L'ESPRIT DE BABEL- LES IDOLES DE LA RÉPUBLIQUES 06.11.2020 49:07
Efa manomboka ny fanenjehana ny Fivavahana Kristiana amin'ny endriny moderna sy vaovao, izay ratsy lavitra noho ny taloha, satria ankehitriny dia LOTOINA SY POTEHINA avy ao anatiny izany amin'ny alalan'ny fanaovana INFILTRATION toy ny fanaon'ny Communiste fahiny. Izao video izao dia natao hanampiana antsika hahay hamantatra sy hanavaka tsara ny VARY @ TSIPARIFARY sy ny fitaky ny fahavalo mody mise...
LES PROTOCOLES DES SAGES DE SION 30.10.2020 36:13
Rehefa avy niresaka mikasika ny Agenda 21 isika tamin'ny eriny, dia hiroso indray amin'ny famakafakana document iray izay tena tsy latsa-danja noho izany dia tsy hafa izany fa ny PROTOCOLE DES SAGES DE SION. Marihina fa niezaka mafy ireo izay olona voatohitohina tamin'izany hanafoana io "document" io na ihany koa nampiakatra @ raharaham pitsara mihitsy aza hiezahany handresena lahatra ny olona fa...
AGENDA 21, NOUVEL ORDRE ECONOMIQUE MONDIAL, DENATURALISATION 23.10.2020 44:24
Tohin'ny resaka farany mahakasika ny "Nouvel Odre Mondial ihany". Hamelabelarana ny programan'asan'ny ONU ao @ ilay tetikasa hoe AGENDA 21 izay nampidirina sy natsofoka ao @ drafitrasan'ny CONSEIL OECUMENIQUE DES EGLISES (C.O.E). Tanjona dia hametraka NOUVEL ORDRE ECONOMIQUE MONDIAL hoy BENOÎT XVI ka ho lasa lasitra iray izao tontolo izao. Hametrahana koa ORDRE MORAL UNIVERSEL arahina. Izay izy ir...
MESSES NOIRES - RITES PEDO SATANIQUE - SNUFF VIDEOS 16.10.2020 20:55
Ireo olom-bitsy farak'izay manan-katao dia mifamory amin'ny "Soirées privées". Amin'izany izy ireo dia manatanteraka ny atao hoe MESSES NOIRES. Manolotra ireo zaza tsy ampy taona ho an'i Moloka.
[HP] ASAN'NY MAIZINA: FANODIKODINANA NY SAIN'NY MARO AN'ISA (Manipulation de masse) 09.10.2020 26:54
Vidéo tohin'ilay resaka mahakasika ny NOUVEL ORDRE MONDIAL. Hiresahana ny paik'adin'ireo milaza azy ho ELITE MONDIAL mifehy ny maro an'isa ka mampiasa ireo olo malaza hananao "Influence" amin'ny olona mpankafy azy, hampitana ankolaka na mivantana ny hafatr'ilay Ratsy (Satana) izay miafina ao ambadik'ireny olo malaza ireny.
[HP] NOUVEL ORDRE MONDIAL 09.10.2020 57:12
Fizarana faharoa.
Similar podcasts
Replaio is not a podcast publisher; show names, artwork and audio belong to their authors and are distributed through public RSS feeds.