Page RJL

Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.

Religion MG ↓ 195 episodes

Chaîne podcast pour la page facebook RJL - diffusion et archivage des vidéos au format audio.[CA] = Catéchisme d'adulte[HP] = Hono ho'aho pasteur

Author

Page RJL

Category

Religion

Podcast website

podcasters.spotify.com

Latest episode

May 1, 2026

Where to listen?

Podcasts in the app Replaio Radio Coming soon

Podcasts are coming to the app soon. Install now and be the first to see a whole new take on podcasts

Get it on Google Play Install for free Android 5M+ downloads · 4.8 rating iOS soon

Episodes

FANAVAOZANA NY FIAINAM-PIANGONANA 12.11.2021

TSETSATSESA TSY ARITRA 12 Novembre 2021 : Firosoana @ atao hoe "DISCIPULAT" Zaraina feno @ mpino rehetra ny fahalalana ny Teolojia fa tsy ho an'ny ampahan'olona vitsy fotsiny ihany. Fanavaozana miainga avy @ fiaipiain'ingahy Martin Lotera.

LALÀNA MAHAKASIKA NY ITG/IMG/IVG 29.10.2021

TSETSATSETSA TSY ARITRA 29 Octobre 2021

POPULISME RELIGIEUX! PSEUDO PURITANISME 23.10.2021

TSETSATSETSA TSY ARITRA 22 Oktobra 2021

RAPPORT "SAUVE" C.I.A.S.E (Commission Independante sur les Abus Sexuels dans l'Eglise) 16.10.2021

TSETSATSETSA TSY ARITRA 15 Octobre 2021

AN'IZA MARINA MOA NY FIANGONANA ? 08.10.2021

TSETSATSETSA TSY ARITRA 08 Oktobra 2021

BOKY MANELINGELINA NY BAIBOLY 24.09.2021

Mbola mitana ny laharaha voalohany amin'ny boky amidy (best-seller) sy vakiana eran-tany ny Baiboly. Miteraka fialonana na jalousie izany ka voameha mahaliana ireo mpanenjika ny hamaky azy. Noho izany, na ny mpakafy na ny mpankahala dia samy mividy na mamaky azy avokoa. Tsy manao "publicité gratuite" ho an'ny Baiboly ve izany? Voaresaka eto koa ny analyse académique an'izay voarakitra ao anatiny a...

RESAKA SARY sy "MANIPULATION" 17.09.2021

Lasa "champ de bataille" an'ireo mpanao politika ny fanaovan-gazety, ary tsy afa-bela amin'izany ny asa fanaovan-gazety ao Madagasikara. Inona no hevitra miafina ao ambadiky ny "liberté d'expression": manipulation d'expression ? Atao min'ny alalan'ny filalaovana ny sary (images, photos) izany.

HETSIKA MOFO DIMY SY HAZANDRANO ROA/ S.O.S ANJAPALY 10.09.2021

Rehefa niala sasatra nandritra ny iray volana ny tenako, dia miverina indray izao ny fandaharantsika. Koa @ ity anio ity dia HISY FANAMBARANA HATAOKO ary @ zany ihany koa no hitondrana ny vaovao sy voan-dalana nandritran'ny fialan-tsasatra nitaon-jezika tany MADAGASIKARA. Ny hany azoko tenenina dieny izao, dia tonga ny fotoana hirotsahana feno sy tanteraka ho @ ASA FANOMPOANA DIAKONALY ny mpiray t...

Hasard ve sa Providence ? 03.08.2021

"Hasard" ve sa "Providence" ?

Ny "Rationalité" sy ny Finoana ve mahay miaraka ? 23.07.2021

Mazàna ny hevitra entin'ireo izay mitonon-tena ho "Athée" dia hanazavany ny antony maha Athées azy ireo dia noho io resaka "rationnelle" io. Noho izany, dia tsy mampaninona ndao ary hoentina @ resaka "rationnelle" indray ary ny resaka mahakasika ny finoana. Koa ny "Approche" ho entiko hampifandraisina ireo tontolo roa lazaina fa mifanipaka ireo dia ny atao hoe "Approche THEOLOGIE NEGATIVE na APOPH...

DEMOKRASIA sa DEMONKRASIA ? 16.07.2021

Hoy ilay fitenenana malaza hoe: VOX POPULI, VOX DEI izany hoe Feon'ny vahoaka feon'Andriamanitra (hono!!). Raha @ lafinny ara pinoana moa dia efa tsy mitombona sahady io fitenenana io. Fa na tsy hojerena @ lafiny ara-pinoana koa dia mbola tsy mitombona koa ny fiheverana fa "masina" (sacré) ny SAFIDIM-BAHOAKA. Vahoaka izy anefa? Inona no atao ao ambadiky ny teny hoe "Vahoaka". Izany rehetra izany,...

IZA NO ANDRASAN'ITY FIRENENA ITY ? 09.07.2021

Miendrika fanontaniana izay ny fampieritreretana hisarihana ny saintsika amin'ity indray mitoraka ity. Raha ny tena marina tsy dia fanontaniana loatra fa karazan'ny antson'ny fo hoe NANKAIZA AVOKOA IREO LAZAINA HOE "MANAM-PAHAIZANA MANAM-PANAHY?" Horesahana amin'izany video izany, ny famaritana ny atao hoe "Intellectuels" izay marihina fa tsy midika mihitsy ho ireo AVARA-PIANARANA.

LGBTQ+, Meetoo , Balance ton porc : révolution sa manipulation ? 02.07.2021

Nisy taminareo namana mpanaraka ny pejy sy ny chaîne YouTube nanolo-kevitra hiresahana lohahevitra mahakasika ny "Mouvements Féministes" sy ny mety ho fiantraikany. Koa rehefa nandinika sy nanadihady elaela aho dia @ alalan'iretsy lohateny ambony iretsy no fomba entina hamakafakana izany. Tsara marihina fa tsy hanao famelabelarana mahakasika izany aho, fa ny zavatra horesahiko mahaliana ahy manoka...

FITIAVAN-TANIDRANZANA (PATRIOTISME) 18.06.2021

Noho isika efa mihatomotra ny fankalazana ny fetim-pirenena 26 Jona ho avy izao, dia tsy hay atao ny hamela handalo fotsiny izany fotoana izany tsy hiresahana ny @ resaka FITIAVAN-TANINDRAZANA na ny PATRIOTISME. Ny fanontaniana mipetraka, iza na sokajin'olona toy inona no tena tia io tanindrazantsika malala io? Ny valiteny haroso eo mety somary hanaitra ny maro sy tsy hahazatra ny handre azy, ka m...

RESAKA "NATIONALITÉ" LE RAHA 11.06.2021

Niteraka resa-be eo @ samy malagasy ilay volavolan dalana natolotry ny solombavam-bahoaka iray mahakasika ny hanomezana ny "Zom-pirenena malagasy" na (nationalité) ireo lazaina hoe "Apatrides". Tsy azo entina amin-kafanam-po fotsiny ny fandinihiana izany, ary koa tsy azo hamoraina ihany koa ka hanao dika mitovy be fahantany @ zay lazaina fa fanao maneran-tany izany. Ny Cercle de REFLEXION "Fiainam...

METY HOFOANA VE NY ANARAM-PIANGONANA IRAY ? 04.06.2021

Marina fa niteny ny Tompo Jesosy hoe: "na ny vavahadin'ny fiainan-tsy hita aza tsy haharesy azy" (Mat 16, 18). Ny tantara dia maneho fa nisy maro dia maro tokoa Fiangonana izay nanana ny naha izy azy no tsy misy intsony ankehitriny. Noresahana teto t@ eriny ny resaka hoe "Processus de désacralisation" hahatongavana ho @ "Sécularisation". Dia tohin'izany, ho aseho antsika eto koa ny "Infiltration"...

DESACRALISATION sy SECULARISATION 28.05.2021

Mivaraontsana mafy ery isika rehefa mahita irony sary zarain'ny olona ato @ facebook manoloana ireo trano fiangonana namidy ka tonga lasa trano fandraisam-bahiny, na tranom-boky, trano fivarotana lehibe ary misy aza lasa toeram-pandihizana mihitsy. Tsy tongatonga ho azy @ izao ireny fa efa izay no vokatra tazan'ny maso. Fa tao ambadik'ireny dia efa nisy asa misoko mangina nataon'ireo hetsiky ny la...

PROCESSUS DE DEUIL 21.05.2021

"Fasan'ny Firaisam-po"- "Filazana Manjo tohivakana" -"Very Faty" sns.... ireo teny ireo no miverimberina teo ambavan'ny maro tato ho ato. Asa angambany efa lasa zatra tsy fidiny isika amin'izao ora hitenenantsika izao fa tena lasa niorohoro ny maro na hanokatra ny "compte facebook" ny aza satria faty nikararana. Isan'ny tolokevitra iray tsy azo adinoina dia ny fametrahana ny atao hoe "PROCESSUS DE...

NY TENA TOE-TSAINA SIANTIFIKA 14.05.2021

Misy ireo mitonon-tena fa siantifika tsy mitapoka hono izy ireo, ka noho izany indrindra no tsy hinoany an'Andriamanitra. Ary ampiany aza hoe: "Je ne jures que par la science comme étant une vérité absolue". Io fomba fitenenana io fotsiny dia efa mamandrin-tena ilay olona satria mampiasa fomba fiteny na (langage religieux). Rehefa ianao mi "dogmatisé" ny hevitrao zany hoe mi "absolutiser" ny posit...

MANDRORA MITSILANY 07.05.2021

"Andriamanitra [inoako] mpamorona fa tsy mpandrava. Iza izany no handrava sy hanapotika izao tontolo izao?"

FFKM ALOKANY VE SISA ? 30.04.2021

Na inona na inoan ny sivilizationa nalaza sy nanana ny naha izy azy tokoa dia tonga @ teny vazaha izay hoe "Toutes bonnes choses ont une fin". Nandalo zany Sivilizationa egyptiana zany, persa, grika, romana, sns... Fandre foana ny hoe "fin du monde", fa izaho kosa tsy hiresaka ny @ zany fa ny ahy dia hilaza "FIN D'UN MONDE". Tsy miteny akory aho hoe foana na ho rava ny FFKM. Tsy any ny horesaka et...

SAMPY SY POLITIKA/GEOPOLITIKA 23.04.2021

Efa nolazaintsika tamin'ny fandaharana teo aloha fa i Satana no voalaza fa andrian'izao tontolo izao. Miezaka hifehy izao tontolo izao ho eo ambanin'ny saokany. Koa noho izany mazava ho azy fa tsy afa misaraka @ tontolo politika eny hatrany @ Geopolitika mihitsy aza (maneran-tany) ny fanompoan-tsampy. Ho aseho @ izao LIVE manaraka izao, inona avy no antony manosika ireo mpifehy maneran tany manapa...

LUCIS TRUST 16.04.2021

"Fa isika tsy mitolona amin'ny nofo aman-dra, fa amin'ny fanapahana sy amin'ny fanjakana sy amin'ny mpanjakan'izao fahamaizinana izao, dia amin'ny fanahy ratsy eny @ rivotra" (Efes 6, 12). Moa tsy izany koa no nolazain'i Satana an'i Jesosy hoe "Mandoaleha eto anatrehako fa omeko anao izao tontolo izao"? Midika izany fa ny herin'ny maizina mihitsy no mifehy ny SYSTEME manerana izao tontolo izao. Ho...

FANTASME D'EUGENISME 09.04.2021

Hatrizay ka hatramin'izao, dia nisy mandrakariva sokajin'olona izay nanana fiheverana fa misy ny olona noheverina fa "karazany ambany" (race inférieure) ary misy ny "caste" ambony. Izany no isan'ny manosika ireo sivilizationa nifandimby nanandevo olona na foko-pirenena iray.

MBOLA MISY VIDINY VE NY AINA ? 26.03.2021

Misy oha-pitenenan'ny vazaha izay manao hoe "Il y a une ligne rouge à ne pas franchir" dans la vie. Kanefa dia malahelo ny milaza aminao fa tsy vitan'ny hoe efa nandingana lavitra be ilay tsipika mena raolombelona eo @ fikirakirana ny aina, fa lasa kilalaony sy fitaovana eo am-pelanany aza izany.

Listen to the Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité. podcast in Replaio

Radio and podcasts in one app - free, with no sign-up. Install today and do not miss the launch

Get it on Google Play

Replaio is not a podcast publisher; show names, artwork and audio belong to their authors and are distributed through public RSS feeds.