Soa i Madagasikara

Akon'i Gasikara

Society MG ↓ 69 episodes

Podcasts Echos de Madagascar. Paroles des acteurs de la cité et témoignage de la population sur leur vie quotidienne. Akon'i Madagasikara. Tenin'ireo mpisehatra ao amin'ny tanàna sy fijoroana ho vavolomben'ny mponina momban'ny andavanandrom-piainany.

Author

Soa i Madagasikara

Category

Society

Podcast website

radio.soaimadagasikara.org

Latest episode

Apr 26, 2026

Where to listen?

Podcasts in the app Replaio Radio Coming soon

Podcasts are coming to the app soon. Install now and be the first to see a whole new take on podcasts

Get it on Google Play Install for free Android 5M+ downloads · 4.8 rating iOS soon

Episodes

Profesora Ranjeva : ny toekarena malagasy 31.08.2021

Dinika ataon'i Profesora Raymond Ranjeva mikasika ny toekarena malagasy. Songadiny ahitana fanazavana mahatonga antsika raikitra anaty fahantrana na dia maro aza ireo harena eto @ firenentsika.

Profesora Ranjeva manazava ny fahalementsika Malagasy 29.07.2021

Fanazavan'ny Ray aman-dreny, Profesora Raymond Ranjeva, ny fahalementsika Malagasy, izay antony voalohany manakana antsika hivoatra sy handroso. (Loharano : Midi Madagasikara)

Ny vaovao sy ny mpanao gazety 14.06.2021

Gazety, radio, fahitalavitra ary ankehitriny ny tambazotra sy ny vohikala... ireo fampitam-baovao isan-karazany dia manana toerana lehibe eo amin'ny fiarahamonina sy fahamasinana ny demokrasia. Ahoana ny momba ireo eto Madagasikara ?

Fiboahana sy fiantrekany @ adavan'andro 22.05.2021

Mbola mitohy ihany ny ady amin'ny valanaretina Covid-19. Miverina mihiboka indray ny firenena. Misy fiantrekany amin'ny fiainan'ny tsirairay izany.

Vakisiny Covid-19 10.05.2021

Tonga eto Madagasikara ny vakisiny hiarovana amin'ny valanaretina covid-19. Ahoana ny fandraisan'ny tsirairay izany vaovao izany ?

Fisaorana Malagasy 11.01.2021

Loharano : Kolo Tv

Fananana Iombonana 05.01.2021

Loharano : Kolo Tv 2021

Tratry ny taona vaovao 04.01.2021

Loharano : Kolo Tv 2021

Very ny kolontsaina malagasy 19.12.2020

Loharano : Kolo Tv 2020

Vahaolana @ Rano sy Jiro 16.12.2020

Loharano : Kolo Tv 2020

Mitombo ny lozam-pifamoivozana 14.09.2020

Mitombo ny lozam-pifamoivozana eto Madagasikara. Les accidents de la route à Madagascar sont en augmentation.(Kolo Tv 2020)

Fisokafan'ny làlana aorian'ny fiboahana 11.09.2020

Fisokafan'ny làlana eto Madagasikara aorian'ny fiboahana. Réouverture des routes à Madagascar après le confinement. (Kolo Tv 2020)

Sazy @ Tapim-bava 23.04.2020

Loharano : Kolo TV

Kolonely Ratsimandrava - Tsy Hiamboho Adidy 22.04.2020

Loharano : Tahiry 1975

Kolonely Richard Ratsimandrava 21.04.2020

Loharano : Tahiry 1972

Jeneraly Gabriel Ramanantsoa 20.04.2020

Loharano : Tahiry 1972

Bekoto Covid-19 15.04.2020

Loharano : TVPlus 2020

Vahoaka Antanifotsy 14.04.2020

Loharano : TVPlus 2020

Manankasy : Gasy Tiako 13.04.2020

Loharano : FB 2020

Dama Valimbabena 10.04.2020

Loharano : Dama Mahaolona 2018

Dama Mpitondra Teny 09.04.2020

Loharano : Dama Mahaolona 2018

Mpivarotra Vohipeno 08.04.2020

Loharano : PFB 2020

Vahoaka Alasora 07.04.2020

Loharano : TVPlus 2020

Zandary RN1 06.04.2020

Loharano : InfoCom SEG

Rado : Fahaleovan-tena (Vahombey) 04.04.2020

Loharano : Rado (Georges Andriamanantena) 1991

Listen to the Akon'i Gasikara podcast in Replaio

Radio and podcasts in one app - free, with no sign-up. Install today and do not miss the launch

Get it on Google Play

Replaio is not a podcast publisher; show names, artwork and audio belong to their authors and are distributed through public RSS feeds.