Dani FANIRY
Ngiah Psy🧠
💡Ny tsara ho fantatra momban'ny: 🧠psychologie comportementale 🧠Psychologie cognitive 🧠Psychologie Sociale ......... 🎯Ny tanjona: ⬆️ Connaissance ⬆️ Compétence ⬆️ Conscience
Be sure to visit the podcast's website and support the creator: www.spreaker.com
Where to listen?
Podcasts in the app Replaio Radio Coming soonPodcasts are coming to the app soon. Install now and be the first to see a whole new take on podcasts
Episodes
Tsy mendrika anao ve ny fahombiazanao? #Syndrome de l'imposteur 16.04.2026 11:49
Miarahaba antsika rehetra 👋 Tongasoa eto amin’ny podcast Ngiah PsyPodcast iray izay tsy mijanona amin’ny resaka psychologie tsotra…fa miditra lalina amin’ny fomba fiasan’ny ati-doha sy ny manodidina azy Androany, hiresaka zavatra iray tena manjo olona maro isika… indrindra ireo olona manana ambition, miezaka, ary mitombo. 👉 Syndrome de l’imposteur Manasa anao ihaino finaritra 🥰🎧
#0Fampafatarana ny Podcast Ngiah Psy 08.04.2026 5:05
🎙️Ny podcast Ngiah Psy dia podcast iresaka ny fomba fiasan'ny atidoha sy ny manodidina azy rehetra 🧠
Replaio is not a podcast publisher; show names, artwork and audio belong to their authors and are distributed through public RSS feeds.