Adventist World Radio
AWR Malagasy / Malgache
Daily Radio program from Adventist World Radio
Author
Adventist World Radio
Category
Podcast website
Latest episode
Jul 11, 2026
Where to listen?
Podcasts in the app Replaio Radio Coming soonPodcasts are coming to the app soon. Install now and be the first to see a whole new take on podcasts
Episodes
1- Mitsikia 2- Mibanjina ny voninahitr'i Jesosy (Fizarana Fahatelo) 3 - Fambolena katsaka (fizarana faharoa) 4- Feno hery nefa tsy manery 15.06.2026 59:00
1- Mitsikia 2- Mibanjina ny voninahitr'i Jesosy (Fizarana Fahatelo) 3 - Fambolena katsaka (fizarana faharoa) 4- Feno hery nefa tsy manery
1- Fomba folo ahafahana mitia ny hafa 2- Mofo mamy amin'ny taboara(Voatavo) 3- Fanatitra ankasitrahana 4- Jerosalema ho anao 5- Avy amin'ny haben'ny ao am-po 14.06.2026 59:00
1- Fomba folo ahafahana mitia ny hafa 2- Mofo mamy amin'ny taboara(Voatavo) 3- Fanatitra ankasitrahana 4- Jerosalema ho anao 5- Avy amin'ny haben'ny ao am-po
1 - Angataho ny fanampian'Andriamanitra rehefa miatrika olana 2 - Jesosy sy ny hazo fijaliana 3 - Ireo varavarana roa 4 - Angovo entin'ny sakafo 5 - Olana sy fahavoazana maro samihafa, fianarana fanampiny 12.06.2026 59:00
1 - Angataho ny fanampian'Andriamanitra rehefa miatrika olana 2 - Jesosy sy ny hazo fijaliana 3 - Ireo varavarana roa 4 - Angovo entin'ny sakafo 5 - Olana sy fahavoazana maro samihafa, fianarana fanampiny
1 - Ny herin'ny fiaraha_miasa 2 - Fitahirizana voamaina, fiz faharoa 3 - Rindrina mahagaga III ( Andriamanitra Mpiaro) 4 - Ny tsara ho fantatra 5 - Mahita an`Andriamanitra 11.06.2026 59:00
1 - Ny herin'ny fiaraha_miasa 2 - Fitahirizana voamaina, fiz faharoa 3 - Rindrina mahagaga III ( Andriamanitra Mpiaro) 4 - Ny tsara ho fantatra 5 - Mahita an`Andriamanitra
1 - Manàna risim_po dia vitao hatramin'ny farany 2 - Tsiky manova zavatra 3 - Tonga teto ny ratsy 4 - Misakafoana tsara 5 - Teny an-dalana ho any Emaosy 10.06.2026 59:00
1 - Manàna risim_po dia vitao hatramin'ny farany 2 - Tsiky manova zavatra 3 - Tonga teto ny ratsy 4 - Misakafoana tsara 5 - Teny an-dalana ho any Emaosy
1 - Soraty @ vato ny zavatra tsara 2 - Fitsipika volamena 3 - Iza moa Atra VI 4 - Otrik'aina avy amin'ny sakafo 5 - I Joba 09.06.2026 59:00
1 - Soraty @ vato ny zavatra tsara 2 - Fitsipika volamena 3 - Iza moa Atra VI 4 - Otrik'aina avy amin'ny sakafo 5 - I Joba
1- Mandalo ny eto, mahaiza manararaotra 2- Ny tahotra - Fizarana Fahatelo 3- Miandry sy mino izay rehetra lazain'i Jesosy Fizarana voalohany 4- Lalàna fototra mifehy ny fambolena voajanahary Fizarana voalohany 5- Sitranà amin'ny aretina. 08.06.2026 59:00
1- Mandalo ny eto, mahaiza manararaotra 2- Ny tahotra - Fizarana Fahatelo 3- Miandry sy mino izay rehetra lazain'i Jesosy Fizarana voalohany 4- Lalàna fototra mifehy ny fambolena voajanahary Fizarana voalohany 5- Sitranà amin'ny aretina.
1- Fitiavan'ilay tena namana 2- Confiture vita amin'ny Ronono 3- Ao Aminy 4- Bemaroa Brisca mananara 2 (Nanova ny fomba fiainany sy nanampy amin'ny asa ny AWR) 5- Ireo tafio-drivotry ny fiainana 07.06.2026 59:00
1- Fitiavan'ilay tena namana 2- Confiture vita amin'ny Ronono 3- Ao Aminy 4- Bemaroa Brisca mananara 2 (Nanova ny fomba fiainany sy nanampy amin'ny asa ny AWR) 5- Ireo tafio-drivotry ny fiainana
1 - Ny hasambarana miankina @ toe-tsaina 2 - Mpitoriteny toko faha efatra 3 - Tsy miova ny filaharan'ny herinandro 4 - Andriamanitra Zanaka 5 - Olana sy fahavoazana maro samihafa 06.06.2026 59:00
1 - Ny hasambarana miankina @ toe-tsaina 2 - Mpitoriteny toko faha efatra 3 - Tsy miova ny filaharan'ny herinandro 4 - Andriamanitra Zanaka 5 - Olana sy fahavoazana maro samihafa
1 - Mahareta hatramin'ny farany 2 - Jesosy ihany no tsy nanota 3 - Fitombona ara-panahy Fiz faharoa 4 - Ny fitiavan-tena 5 - Fibebahana sy famelankeloka, fianarana fanampiny 05.06.2026 59:00
1 - Mahareta hatramin'ny farany 2 - Jesosy ihany no tsy nanota 3 - Fitombona ara-panahy Fiz faharoa 4 - Ny fitiavan-tena 5 - Fibebahana sy famelankeloka, fianarana fanampiny
1 - Matokia an'i Jehovah, velomy ny fanantenana 2 - Fitahirizana voamaina 3 - Atao ahoana ny fanananao (harena) 4 - Ny hery fiarovana (Dr Yves) 5 - Akanjo lafo vidy indrindra 04.06.2026 59:00
1 - Matokia an'i Jehovah, velomy ny fanantenana 2 - Fitahirizana voamaina 3 - Atao ahoana ny fanananao (harena) 4 - Ny hery fiarovana (Dr Yves) 5 - Akanjo lafo vidy indrindra
1 -Mijery ny lafitsara ny @ hafa 2 - Ataovy manatombo kely 3 - Mihevitra antsika ve Andriamanitra 4 - Fiomanana @ fanambadina fiz voalohany 5 - Fahasoavana ampy 03.06.2026 59:00
1 -Mijery ny lafitsara ny @ hafa 2 - Ataovy manatombo kely 3 - Mihevitra antsika ve Andriamanitra 4 - Fiomanana @ fanambadina fiz voalohany 5 - Fahasoavana ampy
1 - Ilay boky tranainy nefa manankery indrindra 2 - Fanatsarana ny fahitan'ny maso 3 - Iza moa Atra 4 - Toro-hevitra fanabeazana ankizy 02 5 - Ny Fibebahana marina 02.06.2026 59:00
1 - Ilay boky tranainy nefa manankery indrindra 2 - Fanatsarana ny fahitan'ny maso 3 - Iza moa Atra 4 - Toro-hevitra fanabeazana ankizy 02 5 - Ny Fibebahana marina
1- Esory aloha ny andry eo amin'ny masonao 2- Findraisana sy fifanakalozan-kevitra 3- Maraina vaovao - Fizarana Fahatelo 4- Fambolena katsaka Fizarana faharoa 5- Ny asan'ny fanahy Masina 01.06.2026 59:00
1- Esory aloha ny andry eo amin'ny masonao 2- Findraisana sy fifanakalozan-kevitra 3- Maraina vaovao - Fizarana Fahatelo 4- Fambolena katsaka Fizarana faharoa 5- Ny asan'ny fanahy Masina
1- Fantany izay mahasoa sy mety ho anao 2- Sakafo Pak-chaoi (Choux chinois) 3- Havan'I Jesosy 4- 05- Andry Ambohitromby - fenoarivo be 5 (Mizara fandaharana amin39;ny SD) 5 - Ny rotoroton'ny fiainana 31.05.2026 59:00
1- Fantany izay mahasoa sy mety ho anao 2- Sakafo Pak-chaoi (Choux chinois) 3- Havan'I Jesosy 4- 05- Andry Ambohitromby - fenoarivo be 5 (Mizara fandaharana amin39;ny SD) 5 - Ny rotoroton'ny fiainana
1 - Toerana mahasambatra no nomanin'i Jesosy ho antsika 2 - Isaia toko faha dimy ambiny telopolo 3 - Amintsika Andriamanitra 4 - Famoronana sy fanavotana 2 5 - Fibebahana sy famelan-keloka 30.05.2026 59:00
1 - Toerana mahasambatra no nomanin'i Jesosy ho antsika 2 - Isaia toko faha dimy ambiny telopolo 3 - Amintsika Andriamanitra 4 - Famoronana sy fanavotana 2 5 - Fibebahana sy famelan-keloka
1 - Manana finoana dia porofoy izany 2 - Herisetra atao @ Vehivavy sy ny Ankizy 3 - Ny voaloham-bolana 4 - Ireo antony mahatonga ny sersera tsy mahomby - IV 5 - Ny fahotana, ny filazantsara ary ny lalana, fianarana fanampiny 29.05.2026 59:00
1 - Manana finoana dia porofoy izany 2 - Herisetra atao @ Vehivavy sy ny Ankizy 3 - Ny voaloham-bolana 4 - Ireo antony mahatonga ny sersera tsy mahomby - IV 5 - Ny fahotana, ny filazantsara ary ny lalana, fianarana fanampiny
1 - Mbola hisy maraina 2 - Fanefitry ny bibikely mpihinana vomanga 3 - Aza manaiky ho tia vola aman-karena 4 - Lasopy manatsara ny tosi-drà ( Dr Pamplona) 5 - Mahafantatra sy manatanteraka 28.05.2026 59:00
1 - Mbola hisy maraina 2 - Fanefitry ny bibikely mpihinana vomanga 3 - Aza manaiky ho tia vola aman-karena 4 - Lasopy manatsara ny tosi-drà ( Dr Pamplona) 5 - Mahafantatra sy manatanteraka
1 - Miaina @ zay tenenina 2 - Rankizy, Aza mandainga 3 - Intro faminaniana tanteraka 01 4 - Tsy fahazakana critique 5 - Ny lalàna sy ny filazantsara 27.05.2026 59:00
1 - Miaina @ zay tenenina 2 - Rankizy, Aza mandainga 3 - Intro faminaniana tanteraka 01 4 - Tsy fahazakana critique 5 - Ny lalàna sy ny filazantsara
1 - Hidera Anao aho, mahagaga ny nanaovanao ahy 2 - Fisorohana sy fitsaboana ny infection urinaire 3 - Famintinana fanabeazana 1-7 4 - Didy 12 Ray aman dReny sy ny mpanabe 04 5 - Ny lalàna 26.05.2026 59:00
1 - Hidera Anao aho, mahagaga ny nanaovanao ahy 2 - Fisorohana sy fitsaboana ny infection urinaire 3 - Famintinana fanabeazana 1-7 4 - Didy 12 Ray aman dReny sy ny mpanabe 04 5 - Ny lalàna
1- Mahaizà mankasitra ka de misaorà 2- Fitiavana ny tena sy fakafizan-tena 3- Mibanjina ny voninahitr'i Jesosy ( Fizarana voalohany) 4- Voly iry fianakaviana fizarana faharoa 5- Ireo manda miaro ny fifandraisako amin'Andriamanitra 25.05.2026 59:00
1- Mahaizà mankasitra ka de misaorà 2- Fitiavana ny tena sy fakafizan-tena 3- Mibanjina ny voninahitr'i Jesosy ( Fizarana voalohany) 4- Voly iry fianakaviana fizarana faharoa 5- Ireo manda miaro ny fifandraisako amin'Andriamanitra
1- Tiava ny fahavalonao 2- Sambosa amin'ny mangahazo lena 3- Avy aiza ny ratsy 4- Andry - Ambohitromby (Mpizara ny fandaharana AWR amin'ny carte SD) - fenoarivo be 5- Zava-mahavariana sy fakam-panahy 24.05.2026 59:00
1- Tiava ny fahavalonao 2- Sambosa amin'ny mangahazo lena 3- Avy aiza ny ratsy 4- Andry - Ambohitromby (Mpizara ny fandaharana AWR amin'ny carte SD) - fenoarivo be 5- Zava-mahavariana sy fakam-panahy
1 - Hanampy anao anaty toe-javatra sarotra izy 2 - Isaia toko fahatelo amby enimpolo 3 - Latabatry ny fankatoavana 4 - Afaka mino ny Tenin39;Andriamanitra Isika, fizarana fahatelo 5 - Ny fomba fandinihina ny Baiboly 25.04.2026 59:00
1 - Hanampy anao anaty toe-javatra sarotra izy 2 - Isaia toko fahatelo amby enimpolo 3 - Latabatry ny fankatoavana 4 - Afaka mino ny Tenin39;Andriamanitra Isika, fizarana fahatelo 5 - Ny fomba fandinihina ny Baiboly
1 - Miraisa saina mifankatiava 2 - Adama 3 - Divay sy ny Baiboly 4 - Sary manimba, fizarana faharoa 5 - Ny anjara asan`ny Baiboly, fianarana fanampiny 24.04.2026 59:00
1 - Miraisa saina mifankatiava 2 - Adama 3 - Divay sy ny Baiboly 4 - Sary manimba, fizarana faharoa 5 - Ny anjara asan`ny Baiboly, fianarana fanampiny
Similar podcasts
Replaio is not a podcast publisher; show names, artwork and audio belong to their authors and are distributed through public RSS feeds.