Adventist World Radio

AWR Malagasy / Malgache

Daily Radio program from Adventist World Radio

Mindenképp látogasd meg a podcast oldalát, és támogasd a készítőjét: www.awr.org

Szerző

Adventist World Radio

Kategória

Religion

A podcast weboldala

www.awr.org

Legutóbbi epizód

2026. júl. 11.

Hol hallgathatod?

Podcastok az alkalmazásban Replaio Radio Hamarosan

A podcastok hamarosan megérkeznek az alkalmazásba. Telepítsd most, és láss elsőként egy teljesen új megközelítést a podcastokhoz

Letöltés a Google Play-ről Telepítsd ingyen Android közel 10 M letöltés · 4,8-as értékelés iOS hamarosan

Epizódok

1- Mitsikia 2- Mibanjina ny voninahitr'i Jesosy (Fizarana Fahatelo) 3 - Fambolena katsaka (fizarana faharoa) 4- Feno hery nefa tsy manery 15.06.2026

1- Mitsikia 2- Mibanjina ny voninahitr'i Jesosy (Fizarana Fahatelo) 3 - Fambolena katsaka (fizarana faharoa) 4- Feno hery nefa tsy manery

1- Fomba folo ahafahana mitia ny hafa 2- Mofo mamy amin'ny taboara(Voatavo) 3- Fanatitra ankasitrahana 4- Jerosalema ho anao 5- Avy amin'ny haben'ny ao am-po 14.06.2026

1- Fomba folo ahafahana mitia ny hafa 2- Mofo mamy amin'ny taboara(Voatavo) 3- Fanatitra ankasitrahana 4- Jerosalema ho anao 5- Avy amin'ny haben'ny ao am-po

MLGTN_AWRx_20260613_7 13.06.2026
1 - Angataho ny fanampian'Andriamanitra rehefa miatrika olana 2 - Jesosy sy ny hazo fijaliana 3 - Ireo varavarana roa 4 - Angovo entin'ny sakafo 5 - Olana sy fahavoazana maro samihafa, fianarana fanampiny 12.06.2026

1 - Angataho ny fanampian'Andriamanitra rehefa miatrika olana 2 - Jesosy sy ny hazo fijaliana 3 - Ireo varavarana roa 4 - Angovo entin'ny sakafo 5 - Olana sy fahavoazana maro samihafa, fianarana fanampiny

1 - Ny herin'ny fiaraha_miasa 2 - Fitahirizana voamaina, fiz faharoa 3 - Rindrina mahagaga III ( Andriamanitra Mpiaro) 4 - Ny tsara ho fantatra 5 - Mahita an`Andriamanitra 11.06.2026

1 - Ny herin'ny fiaraha_miasa 2 - Fitahirizana voamaina, fiz faharoa 3 - Rindrina mahagaga III ( Andriamanitra Mpiaro) 4 - Ny tsara ho fantatra 5 - Mahita an`Andriamanitra

1 - Manàna risim_po dia vitao hatramin'ny farany 2 - Tsiky manova zavatra 3 - Tonga teto ny ratsy 4 - Misakafoana tsara 5 - Teny an-dalana ho any Emaosy 10.06.2026

1 - Manàna risim_po dia vitao hatramin'ny farany 2 - Tsiky manova zavatra 3 - Tonga teto ny ratsy 4 - Misakafoana tsara 5 - Teny an-dalana ho any Emaosy

1 - Soraty @ vato ny zavatra tsara 2 - Fitsipika volamena 3 - Iza moa Atra VI 4 - Otrik'aina avy amin'ny sakafo 5 - I Joba 09.06.2026

1 - Soraty @ vato ny zavatra tsara 2 - Fitsipika volamena 3 - Iza moa Atra VI 4 - Otrik'aina avy amin'ny sakafo 5 - I Joba

1- Mandalo ny eto, mahaiza manararaotra 2- Ny tahotra - Fizarana Fahatelo 3- Miandry sy mino izay rehetra lazain'i Jesosy Fizarana voalohany 4- Lalàna fototra mifehy ny fambolena voajanahary Fizarana voalohany 5- Sitranà amin'ny aretina. 08.06.2026

1- Mandalo ny eto, mahaiza manararaotra 2- Ny tahotra - Fizarana Fahatelo 3- Miandry sy mino izay rehetra lazain'i Jesosy Fizarana voalohany 4- Lalàna fototra mifehy ny fambolena voajanahary Fizarana voalohany 5- Sitranà amin'ny aretina.

1- Fitiavan'ilay tena namana 2- Confiture vita amin'ny Ronono 3- Ao Aminy 4- Bemaroa Brisca mananara 2 (Nanova ny fomba fiainany sy nanampy amin'ny asa ny AWR) 5- Ireo tafio-drivotry ny fiainana 07.06.2026

1- Fitiavan'ilay tena namana 2- Confiture vita amin'ny Ronono 3- Ao Aminy 4- Bemaroa Brisca mananara 2 (Nanova ny fomba fiainany sy nanampy amin'ny asa ny AWR) 5- Ireo tafio-drivotry ny fiainana

1 - Ny hasambarana miankina @ toe-tsaina 2 - Mpitoriteny toko faha efatra 3 - Tsy miova ny filaharan'ny herinandro 4 - Andriamanitra Zanaka 5 - Olana sy fahavoazana maro samihafa 06.06.2026

1 - Ny hasambarana miankina @ toe-tsaina 2 - Mpitoriteny toko faha efatra 3 - Tsy miova ny filaharan'ny herinandro 4 - Andriamanitra Zanaka 5 - Olana sy fahavoazana maro samihafa

1 - Mahareta hatramin'ny farany 2 - Jesosy ihany no tsy nanota 3 - Fitombona ara-panahy Fiz faharoa 4 - Ny fitiavan-tena 5 - Fibebahana sy famelankeloka, fianarana fanampiny 05.06.2026

1 - Mahareta hatramin'ny farany 2 - Jesosy ihany no tsy nanota 3 - Fitombona ara-panahy Fiz faharoa 4 - Ny fitiavan-tena 5 - Fibebahana sy famelankeloka, fianarana fanampiny

1 - Matokia an'i Jehovah, velomy ny fanantenana 2 - Fitahirizana voamaina 3 - Atao ahoana ny fanananao (harena) 4 - Ny hery fiarovana (Dr Yves) 5 - Akanjo lafo vidy indrindra 04.06.2026

1 - Matokia an'i Jehovah, velomy ny fanantenana 2 - Fitahirizana voamaina 3 - Atao ahoana ny fanananao (harena) 4 - Ny hery fiarovana (Dr Yves) 5 - Akanjo lafo vidy indrindra

1 -Mijery ny lafitsara ny @ hafa 2 - Ataovy manatombo kely 3 - Mihevitra antsika ve Andriamanitra 4 - Fiomanana @ fanambadina fiz voalohany 5 - Fahasoavana ampy 03.06.2026

1 -Mijery ny lafitsara ny @ hafa 2 - Ataovy manatombo kely 3 - Mihevitra antsika ve Andriamanitra 4 - Fiomanana @ fanambadina fiz voalohany 5 - Fahasoavana ampy

1 - Ilay boky tranainy nefa manankery indrindra 2 - Fanatsarana ny fahitan'ny maso 3 - Iza moa Atra 4 - Toro-hevitra fanabeazana ankizy 02 5 - Ny Fibebahana marina 02.06.2026

1 - Ilay boky tranainy nefa manankery indrindra 2 - Fanatsarana ny fahitan'ny maso 3 - Iza moa Atra 4 - Toro-hevitra fanabeazana ankizy 02 5 - Ny Fibebahana marina

1- Esory aloha ny andry eo amin'ny masonao 2- Findraisana sy fifanakalozan-kevitra 3- Maraina vaovao - Fizarana Fahatelo 4- Fambolena katsaka Fizarana faharoa 5- Ny asan'ny fanahy Masina 01.06.2026

1- Esory aloha ny andry eo amin'ny masonao 2- Findraisana sy fifanakalozan-kevitra 3- Maraina vaovao - Fizarana Fahatelo 4- Fambolena katsaka Fizarana faharoa 5- Ny asan'ny fanahy Masina

1- Fantany izay mahasoa sy mety ho anao 2- Sakafo Pak-chaoi (Choux chinois) 3- Havan'I Jesosy 4- 05- Andry Ambohitromby - fenoarivo be 5 (Mizara fandaharana amin39;ny SD) 5 - Ny rotoroton'ny fiainana 31.05.2026

1- Fantany izay mahasoa sy mety ho anao 2- Sakafo Pak-chaoi (Choux chinois) 3- Havan'I Jesosy 4- 05- Andry Ambohitromby - fenoarivo be 5 (Mizara fandaharana amin39;ny SD) 5 - Ny rotoroton'ny fiainana

1 - Toerana mahasambatra no nomanin'i Jesosy ho antsika 2 - Isaia toko faha dimy ambiny telopolo 3 - Amintsika Andriamanitra 4 - Famoronana sy fanavotana 2 5 - Fibebahana sy famelan-keloka 30.05.2026

1 - Toerana mahasambatra no nomanin'i Jesosy ho antsika 2 - Isaia toko faha dimy ambiny telopolo 3 - Amintsika Andriamanitra 4 - Famoronana sy fanavotana 2 5 - Fibebahana sy famelan-keloka

1 - Manana finoana dia porofoy izany 2 - Herisetra atao @ Vehivavy sy ny Ankizy 3 - Ny voaloham-bolana 4 - Ireo antony mahatonga ny sersera tsy mahomby - IV 5 - Ny fahotana, ny filazantsara ary ny lalana, fianarana fanampiny 29.05.2026

1 - Manana finoana dia porofoy izany 2 - Herisetra atao @ Vehivavy sy ny Ankizy 3 - Ny voaloham-bolana 4 - Ireo antony mahatonga ny sersera tsy mahomby - IV 5 - Ny fahotana, ny filazantsara ary ny lalana, fianarana fanampiny

1 - Mbola hisy maraina 2 - Fanefitry ny bibikely mpihinana vomanga 3 - Aza manaiky ho tia vola aman-karena 4 - Lasopy manatsara ny tosi-drà ( Dr Pamplona) 5 - Mahafantatra sy manatanteraka 28.05.2026

1 - Mbola hisy maraina 2 - Fanefitry ny bibikely mpihinana vomanga 3 - Aza manaiky ho tia vola aman-karena 4 - Lasopy manatsara ny tosi-drà ( Dr Pamplona) 5 - Mahafantatra sy manatanteraka

1 - Miaina @ zay tenenina 2 - Rankizy, Aza mandainga 3 - Intro faminaniana tanteraka 01 4 - Tsy fahazakana critique 5 - Ny lalàna sy ny filazantsara 27.05.2026

1 - Miaina @ zay tenenina 2 - Rankizy, Aza mandainga 3 - Intro faminaniana tanteraka 01 4 - Tsy fahazakana critique 5 - Ny lalàna sy ny filazantsara

1 - Hidera Anao aho, mahagaga ny nanaovanao ahy 2 - Fisorohana sy fitsaboana ny infection urinaire 3 - Famintinana fanabeazana 1-7 4 - Didy 12 Ray aman dReny sy ny mpanabe 04 5 - Ny lalàna 26.05.2026

1 - Hidera Anao aho, mahagaga ny nanaovanao ahy 2 - Fisorohana sy fitsaboana ny infection urinaire 3 - Famintinana fanabeazana 1-7 4 - Didy 12 Ray aman dReny sy ny mpanabe 04 5 - Ny lalàna

1- Mahaizà mankasitra ka de misaorà 2- Fitiavana ny tena sy fakafizan-tena 3- Mibanjina ny voninahitr'i Jesosy ( Fizarana voalohany) 4- Voly iry fianakaviana fizarana faharoa 5- Ireo manda miaro ny fifandraisako amin'Andriamanitra 25.05.2026

1- Mahaizà mankasitra ka de misaorà 2- Fitiavana ny tena sy fakafizan-tena 3- Mibanjina ny voninahitr'i Jesosy ( Fizarana voalohany) 4- Voly iry fianakaviana fizarana faharoa 5- Ireo manda miaro ny fifandraisako amin'Andriamanitra

1- Tiava ny fahavalonao 2- Sambosa amin'ny mangahazo lena 3- Avy aiza ny ratsy 4- Andry - Ambohitromby (Mpizara ny fandaharana AWR amin'ny carte SD) - fenoarivo be 5- Zava-mahavariana sy fakam-panahy 24.05.2026

1- Tiava ny fahavalonao 2- Sambosa amin'ny mangahazo lena 3- Avy aiza ny ratsy 4- Andry - Ambohitromby (Mpizara ny fandaharana AWR amin'ny carte SD) - fenoarivo be 5- Zava-mahavariana sy fakam-panahy

1 - Hanampy anao anaty toe-javatra sarotra izy 2 - Isaia toko fahatelo amby enimpolo 3 - Latabatry ny fankatoavana 4 - Afaka mino ny Tenin39;Andriamanitra Isika, fizarana fahatelo 5 - Ny fomba fandinihina ny Baiboly 25.04.2026

1 - Hanampy anao anaty toe-javatra sarotra izy 2 - Isaia toko fahatelo amby enimpolo 3 - Latabatry ny fankatoavana 4 - Afaka mino ny Tenin39;Andriamanitra Isika, fizarana fahatelo 5 - Ny fomba fandinihina ny Baiboly

1 - Miraisa saina mifankatiava 2 - Adama 3 - Divay sy ny Baiboly 4 - Sary manimba, fizarana faharoa 5 - Ny anjara asan`ny Baiboly, fianarana fanampiny 24.04.2026

1 - Miraisa saina mifankatiava 2 - Adama 3 - Divay sy ny Baiboly 4 - Sary manimba, fizarana faharoa 5 - Ny anjara asan`ny Baiboly, fianarana fanampiny

Hallgasd a(z) AWR Malagasy / Malgache podcastot a Replaióban

Rádió és podcastok egy alkalmazásban - ingyen és regisztráció nélkül. Telepítsd még ma, és ne maradj le a premierről

Letöltés a Google Play-ről

A Replaio nem podcastkiadó; a műsorok nevei, borítóképei és hanganyagai a szerzőiket illetik, és nyilvános RSS-csatornákon keresztül terjednek.